fanasana ho an'izay tia sport

1. pd ( 18/03/2005 11:36)
izaho dia anisan'ny tia sport ary anisan'ny mpanao ihany koa taloha ka hatramin'izay nahatongavako teto france izay dia nijanona tsy nanao in- tsony aho. Ka izao aho dia maniry ny te hanohy hanao sport mafy fa saingy tsy mazoto loatra satria tsisy namana , koa aza matahotra fa afaka mifanampy tsara isika eo aminy lafiny taranja izay hatao , izaho moa dia mpanao art martiaux ary afaka mampivelatra kokoa eo @ lafiny meditation tai chi chuan , raha raha manana eritreritra hanao ianao dia valio ity annoncekely ity , marihiko fa tsisy vola aloa na participation fa gratuit io.
novalian'i jon ny 08/09/2005 15:13
2. xxx ( 18/03/2005 15:40)
Tandrema ihany fa efa pd ny ps-ny. :-D Ireo izay kofa hetero no mba ilazako izany.
3. pd ( 22/03/2005 15:36)
ary ianao xxx izany no tena mpanao xxl mitandrema ianareo , fa tokony ho izy ne tena atahorana fa tsy pd ;tsy midika koa no mitondra io ps io dia tsy afaka manao sport, io le toetsina nofa be ka mba ovao @ zay
4. DotMG ( 26/03/2005 08:31)
SSSSS mbo mahatantesa rangahy vazivazy an! Dia rehefa mamazivazy kosa ianareo aza atao xxx fa asehoy ny mahalehilahy na mahavehivavy anareo e!
5. jon ( 08/09/2005 15:13)
ho an'i pd
mety ho an'ny mpanao arts martiaux ve ny tsy manao sport afa mihitsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1806