mari-pahaizana
1. ikotofetsy
(
17/03/2005 02:01)
Mahavariana ny fitanisana ny mari-pahaizan'ireto chefs de regions, ny an'ny solombavam-bahoaka anefa afem-penina fa "mahamenatra" angamba na tsy misy hotanisaina koa ny marina.
samia ary mba mitanisa izay fantany: http://www.assemblee-nationale.mg/mg/deputes.php ny lisitra misy ny anarany. Izay tsy voatanisa dia tsy aninon-tsy aninona tahaka ilay (taloha) tanisaoko voalohany ito :-D :-D :-D :-D
- Monja jaona (MONIMA): diplaoman'ny gadra :-D

répondu par mandrindra le 17/03/2005 10:35
2. moi
(
17/03/2005 08:16)
Efa hita fa lany amin'ny alàlan'ny fifidianana ny solombavam-bahoaka, izany hoe tsy miankina amin'izay mari-pahaizany, fa mety ho prezida kely tany ho any, dia fantatr'olona teo amin'ny sehatra nisy azy, dia natolotra, dia lany !
Sady tsy miankina amin'ny mari-pahaizana akory ny fahombiazana fa amin'ny toetran'ilay olona, ary izany aza mbola miankina amin'ny antoko politika koa, sy ny antony nilatsahany depiote ...

4. mandrindra
(
17/03/2005 10:35)
Ireo chefs de régions nosoloina koa anie ka be diplaoma e. Dia misy izany ny be diplaoma tsy alehany.
Raha i Monja Jaona aloha dia mba jereo ihany ny ny zavatra rehetra vitany teo amin'ny tanatarn'i Madagasikara (misy ny mendrika sy ny tsy mety) fa aza mijanona amin'io caricature io fotsiny.