Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
16/03/2005 20:17)
Fanontaniana
Ity mba misy fanontaniana manitikitika ahy. Tena tsy mahafantatra mihitsy aho no mahatonga ahy hanontany fa tsy hoe manenjika be fahatany.
Ankoatry ny "asany" voalohany (=manambady, mikarakara vady...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/03/2005 10:21
mandrindra
(
16/03/2005 15:20)
Zaza alika
Teny amin'ny fitsangatsangana-mpianakaviana no nitranaga ny raharaha. Zazalahy 3 taona no niantso :"Te hipipi aho".
Nanantona ny reniny dia nilaza hoe andao ary. Tsy nety anefa ranamana fa hoy izy ho...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 12/04/2005 10:14
dell
(
16/03/2005 15:01)
Raboussa
Ty afatra ity zany dia atolotra ho an'ny raboussa. Dia manahona ny rap ao a dago ao. Enoko misy ny lazan'ny se , fa mbola an'se ihany hono ny topon'ny rapy ao a dago, tohozy fa masaka io e okay punk....
tohiny
novalian'i fijo ny 22/03/2005 00:37
bichette
(
15/03/2005 15:23)
karazan'olona ...
Mahagaga mihitsy ato fa misy karazana andian’olona maromaro. Ao ny mpampiditra lohahevitra, ao ny mpamaly sy maneho hevitra na inona na inona ny lohahevitra , ary dia mamaly foana foana mihitsy...
tohiny
novalian'i vegas ny 08/04/2005 19:07
mishou
(
15/03/2005 15:09)
Arabo anankiroa
Niditra fiara hono i Rachid sy Mohamed dia iza ary no nitondra o!!!
Valiako ity afaka 2 andro fa mahazo biz'oroka izay mahay ny valiny o!
:wink: ...
tohiny
novalian'i sonwin ny 19/03/2005 15:43
lanto
(
15/03/2005 11:57)
Iza no mba mahay
Misy olona mitady tononkira dia ampidiriny avy hatarny ilay izy na dia tapany kely aza no fantany, avy eo vao hoe "dia izay ihany no haiko"
Misy ity forum ity ange hifanankalozan-kevitra e ! Ny hira ...
tohiny
novalian'i HARILALAINA ny 24/07/2005 15:30
Lotsa
(
15/03/2005 09:15)
inona ary izany ô!!!
Inona no mahasamihafa an'i Tintin @ Milou :?: :D :D :D :^) :-P
Izay tsy mahavaly tsy mahazo biz'oroka...
tohiny
novalian'i sasa ny 09/05/2005 08:15
ursullas6
(
15/03/2005 06:06)
violence conjugale à Mcar
misy eto Mcar marina ve io ?ary ahoana nyfitrangany?efa nisy ve fomba fiadiana @ io iza daholo no efa mikarakara izany?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 26/05/2005 18:59
ainakelyio
(
15/03/2005 06:06)
vocal-remover
Logiciel afaka mampihena ny frequencen'ny feo amina-hira iray mety mahasoa ...
tohiny
novalian'i JessyFlint ny 11/07/2025 17:23
Tanala
(
14/03/2005 19:24)
Fampandrosoana hotran'ny ahoana no nandrasanareo tao Dago?
Tao anaty 2 taona sy tapany nitondran'i Ra8, mba lazao hoe hotran'ny ahoana ny fampandrosoana tokony ho natao tao Dago?
Tadidio hoe nisy crise 6 mois ny barrage économique, ny pont tapaka sns. Nisy...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 21/04/2005 15:50
hery
(
14/03/2005 18:48)
RNS : Rossy - fihenambidy 5 euros ho an'ny namana
Amin'ilay fampisehoana ataon'ny tarika Rossy any @ Espace Monzière - Bellerive sur Allier (5min miala ny fanaovana RNS any Vichy) dia mahazo fihenambidy 5euros izay mpikambana namana ato amin'ny se...
tohiny
novalian'i ds ny 26/03/2005 00:05
bichette
(
14/03/2005 14:00)
le lait
Le lait contient environ 87% d'eau, ce qui lui permet de contribuer de manière significative à l'apport hydrique journalier.
Le saviez-vous?
Le lait et les produits laitiers sont les aliments...
tohiny
novalian'i iartistika ny 15/03/2005 18:50
naritsimba
(
14/03/2005 11:26)
OPERATION SOUPE NAMANA SERASERA
Ny [b]Fikambanana namana.serasera [/b]eto Antananarivo dia mikarakara "OPERATION SOUPE" mba ahafahana manamaivana ny namana tsirairay @ ireo hetsika rehetra izay ataontsika, sy karaintsika.
Koa man...
tohiny
novalian'i isambilokely ny 08/05/2005 03:10
notron
(
14/03/2005 10:09)
Gasy vazaha mifamangy manjo
[i]Ny fomba, fomba gasy fa ny teny no nezahany natao teny frantsay araka ny fahaizany azy[/i]
(Akory aby ianareo tompoko)
- Comment allez vous tous?
(Mamangy @ fahorina tompoko)
- Vous visiton...
tohiny
novalian'i dadabe ny 12/04/2005 15:29
eisy
(
14/03/2005 08:28)
RONGONY E!!!
Eto amin'ny tanana zany izao de tena tondraka be mihintsy ny olona mifoka rongony e! eny amin'ny elakelan-trano maizimaizina retraretra eny rehefa harivariva iny;ny manao maraina atoandro hariva moa t...
tohiny
novalian'i iartistika ny 10/04/2005 13:33
xxx
(
13/03/2005 23:18)
mitady injeniera be dia be
http://www.theaustralian.news.com.au/common/story_page/0,5744,12536717%5E2702,00.html...
tohiny
novalian'i lebaba ny 05/04/2005 14:21
xxx
(
13/03/2005 14:30)
Ratsy ve raha tsy manambady?
Toa izay foana moa ny iafaran'ny fiarahana sy fitiavana , nefa toa sarotra ity mahita olona ho tiavina , sarotra ny mahita olona hitia , ary sarotra ny hahita olona hovadiana . Vehivavy aho ary hoe na...
tohiny
novalian'i dadabe ny 02/05/2005 15:38
sipagasy
(
13/03/2005 10:05)
re RNS 2005
Miarahaba indray,
Lava loatra iray io dia naleoko nanokatra ity indray,
Ka ahoana tsara moa izany ny ho fihaonantsika any Vichy??? ilay ttsy fotsy t@ herintaona mantsy tsy dia nandaitra firy ako...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2005 22:37
Kalt
(
12/03/2005 14:43)
FIRAISANA
Tokony hafiriana aorian'ny fiarahana @ sipa no tokony hanao firaisana ara-nofo.Dia hangatahina ve ny fanaovana azy io sa tonga dia lasa izao :lol: ...
tohiny
novalian'i deghany ny 29/08/2005 10:12
jhouhlambout
(
12/03/2005 09:43)
Do you speak english ?
3 hommes, un Belge, un Allemand et un Français se présentent pour un nouveau job en Angleterre. Avant de passer à l'interview on leur dit qu'ils devront formuler en anglais une phrase contenant les...
tohiny
novalian'i annie ny 14/04/2005 19:58
