RNS : Rossy - fihenambidy 5 euros ho an'ny namana

1. hery ( 14/03/2005 18:48)

Amin'ilay fampisehoana ataon'ny tarika Rossy any @ Espace Monzière - Bellerive sur Allier (5min miala ny fanaovana RNS any Vichy) dia mahazo fihenambidy 5euros izay mpikambana namana ato amin'ny serasera. Raha tokony ho 20 euros ny fidirana dia lasa 15euros izany ho an'ny namana.
Ny namana liana amin'izany dia afaka manatona manoratra anarana any amin'i ralay na i ds.

Jereo eto ny tohiny.
novalian'i ds ny 26/03/2005 00:05
2. hery ( 14/03/2005 18:50)
http://forum.serasera.org/?rub=pub/pub&src=rossy2005

3. mihanta ( 15/03/2005 11:46)
ahoana koa ny hahafantarana oe itsy ds na iry ralay?
4. hery ( 15/03/2005 14:01)
Mila mifanoratra mivantana amin'i ds na ralay mivantana ato amin'ny namana aloha.
5. chipie1 ( 15/03/2005 18:26)
:lol:
6. fijo ( 17/03/2005 23:03)
mihanta za mahalala andry zalahy ,ka aza misaraka amiko dia ahita azy ireo e.hi hi hi izay le fijo
7. Ralay ( 23/03/2005 17:36)
Tsy mbola nisy nisoratra anarana aloha hatramin'izao fa dia vonona ny handoa plein pot daholo izany ireo zay handeha @ Rossy e.
8. ds ( 26/03/2005 00:05)
Any @ Mc DO ( sabotsy @ 6 ora sy sasany hariva) no fotoana farany hividianana tapakila ho an'izay te hahazo fihenam-bidy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.277