Zaza alika
1. mandrindra
(
16/03/2005 15:20)
Teny amin'ny fitsangatsangana-mpianakaviana no nitranaga ny raharaha. Zazalahy 3 taona no niantso :"Te hipipi aho".
Nanantona ny reniny dia nilaza hoe andao ary. Tsy nety anefa ranamana fa hoy izy hoe aleo i Nenibe no hitondra ahy.
Nifamaly elaela teo izy mianaka ka tsy nahatohitra ny reniny dia nanontany hoe :"fa maninona ialahy no tsy maintsy i nenibe no mitondra an'ialahy e? izy anie efa antitra sady vizaka e." Dia namaly i lery hoe ny fahanterany, izy ilay mangovingovitra iny mihitsy anie no mahatsara azy e.

novalian'i mandrindra ny 12/04/2005 10:14
7. mishou
(
17/03/2005 19:35)
tena ratsy toetra be ilay zaza fa mino aho fa tsy misy zaza manao an'izany fa dia hatsikana fotsiny. :evil:
12. iartistika
(
18/03/2005 19:32)
ela koa anie ry dadabe tsara mampanao pipi zaza eh!satri mangovitrovitra =)) =)) =)) =)) =))
15. kelou
(
07/04/2005 13:15)
mbola kely lery de zay zany no tiany fa rehefa lehibe zany izy de le sipa mangovitra ho azy reny zao no tadiaviny ^^ ^^ ^^ ^^
16. sonwin
(
07/04/2005 17:47)
ary nitohy tampoka ity resaka alika ity an..maninona tsara hoe ry kelou ny sipa mangovitra an?
17. annie
(
11/04/2005 10:52)
sao de isika mihintsy no efa ratsy fisainana?
Ny zazakely fotsiny no voaendrikendrika!
aza mba zaza ihany
Ny zazakely fotsiny no voaendrikendrika!
aza mba zaza ihany
18. dadabe
(
12/04/2005 09:28)
tratrako mifosa daholo reto le fa zao klou e
sonwin>fa rehefa lehibe hoy ialahy de sipa mangovitra ==>milay anie lety izany e,mampihena ny mouvement sady tsy mandreraka izany le ,ca fait mihena ny action de mitombo ny reaction hihihih
sonwin>fa rehefa lehibe hoy ialahy de sipa mangovitra ==>milay anie lety izany e,mampihena ny mouvement sady tsy mandreraka izany le ,ca fait mihena ny action de mitombo ny reaction hihihih
19. mandrindra
(
12/04/2005 10:14)
dadabe, inona ao amin'ilay sipa aloha ny mangovitra sao dia vita be eo ianao raha tsy mitsahatra mangovitra izy tontolon'ny andro