RONGONY E!!!

1. eisy ( 14/03/2005 08:28)
Eto amin'ny tanana zany izao de tena tondraka be mihintsy ny olona mifoka rongony e! eny amin'ny elakelan-trano maizimaizina retraretra eny rehefa harivariva iny;ny manao maraina atoandro hariva moa tsy ferana
Mbola ankizy kely eny amin'ny C.E.G ndraindray
De hoe malaza fa ny Rongony Gasy ambony karazana!ahoana ary izany?!!... maha-dizina tsara ve sa mampitapy tampoka
Tairo ny kozikozy bedebe hiaraha mandinika
2. chipie1 ( 14/03/2005 11:16)
za tsy misy kozy aminio klou fa ny fahitako anio dia degany be e! :evil:
3. kinaoly ( 14/03/2005 11:34)
za kounkou tsy mahalala fa mba fijeriko fotsiny ito
ny rongony gasy hono tsy misy fangarony, mbola bio donky moins dangerous noho le efa feno produit chimika, raha ho an'ny any ivelany manko de voalaza fa tsy mitovy ny chite nofohan'ny hippie (ze lazaindry zareo fa naturel ka malefaka ) sy le fohan'ny ankizy amzao zay mahery be ka manimba bebe kokoa :{
4. iartistika ( 14/03/2005 16:27)
NY aty ary tena miandahy miam-bavy mitsy ny fifohana maina,ankizy vavy kely,de eny @ arabe be eny no midaina pfff :@
5. aleloia ( 15/03/2005 03:51)
Sambatra kosa hianao, ry tany, raha tena karazan' andriana no mpanjakanao, ary ny lehibenao homana amin'izay fotoana mety, mba hampahatanjaka ny tenany, fa tsy ny hampahamamo azy!
Mpitoriteny 10:17
6. iartistika ( 15/03/2005 09:05)
AMEN....
7. fijo ( 16/03/2005 22:36)
za indray mihevitra hoe maninona raha atao toy ny paraky izy io.izany hoe avela mamboly ny olona fa fehezina ny fambolena azy.ary ny vokatra dia tsy atao hamidy ao antoerana,fa ahondrana aty holland,izay mandary an'io aradalana.amin'izay miditra ny vola vahiny,sady voafehy ny fambolena azy.
8. iartistika ( 17/03/2005 09:24)
=D> =D> Mahazo tehaka avy any am Ranaivo ise :-D :-D
9. eisy ( 17/03/2005 11:44)
Ranaivo ilay Mpandresy ve ry artistika! hafa koa iny a!
Ny an'lery ngmba ESM ngita be no sintominy
10. iartistika ( 17/03/2005 19:28)
ie!le mpandresy iny mihitsy.mbola koboko iny mantsy tany dago :-D :-D
11. fijo ( 17/03/2005 23:08)
vola hoan'ny gasy io ko.amiko izay ahitana vola no tanjona fa izay anaovan'ny hollandais azy aty azy iny.
12. eisy ( 18/03/2005 05:47)
Io ndray lehty sy ny vola! aty amin'ny tanàna l'ty misy vazaha mitady kôfa a! vola koa izany
13. iartistika ( 18/03/2005 18:11)
tonga elà de midira,fa manaraka ny bandy avy eo! :@
14. eisy ( 21/03/2005 07:06)
miditra aiza l'ty za nga matim-bola!!!!
15. sonwin ( 21/03/2005 17:52)
fa matim-bavy ve? :-D :-D
16. kinaoly ( 22/03/2005 11:07)
fijo> hevitra koa zay :^)
17. kitjo ( 23/03/2005 05:45)
hahaha
fijo> koa raha tsyvoaondrana dol o ny vanille le izy d ho atao ho aiza?
avela lo fts ve?hihihiih

aleo ho lo toy izay ankavana?hahahha
miala any zany refa lahady mamo dol ny mpiray fiangonana d oe fa nanin?
d oe nisy ambiny ny rongony tokony naondrana d nampiasainay fa very fts.

18. fijo ( 23/03/2005 21:53)
eisy,ny kofa any gasy ka mila arovana fa ny vazaha aty azy ny azy.
izay tsy lafo anaovana lamba fa tsara ny lamba vita amin'io.
19. Ramaso ( 24/03/2005 06:26)
revy zany e.. aleo izy hidaina rehefa izay ny maha cekezem azy..
tandremo fotsiny tratran'ny mpiasan'ny voirie
20. fijo ( 24/03/2005 23:17)
mbola ao ihany ve lesy le voa ary an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2556