RONGONY E!!!

21. iartistika ( 26/03/2005 08:24)
nga lesy tena manapa-doha mitsy zao voa ary zao?
22. dadabe ( 26/03/2005 13:31)
sady manapadoha no mamafa no...
iartistika>toa ohatrany koboko koa iny ranaivo iny le "fandaharana TV+ inty misy raha ve?"
23. iartistika ( 27/03/2005 13:15)
misy raha lma terre le izy ry bedada ah!Iny mihitsy
24. fijo ( 29/03/2005 21:48)
inona izany e
25. iartistika ( 30/03/2005 16:27)
nisy fandaharana zay lesy tao am telé tao dago tao de misy kôfa mpanamaina nijoro vavolombelona hoe manja ny rongony eh,sady hita ao anaty baiboly hono izany! :-D :-D ,Ranaivo no anaran'lery,de lasa vedety eh! :-D
26. sonwin ( 30/03/2005 20:59)
ka io ilay manaraka ara-bakiteny izay voalaza ao amin'ny baibolye; ireny no vokany..hi hi toko sy andininy mihitsy no notanisain-drazoky tao an...ohatr'ireny mihitsy nareo izay manaraka ara-bakiteny ha ha ha ha ha
27. fijo ( 31/03/2005 04:56)
hay ve izay le ranaivo e.milay koa izany kle.lena loatra ngamba lery ko,nanamaina kely
28. Ramaso ( 31/03/2005 06:32)
raha sipa le ranaivo de le lena no reveny ka
29. iartistika ( 01/04/2005 16:42)
zay kinkoa!
30. fijo ( 01/04/2005 21:43)
ahan toa marina.
31. iartistika ( 03/04/2005 13:41)
marina be mahintsiny..
32. fijo ( 05/04/2005 21:35)
izay le sipa e
33. iartistika ( 06/04/2005 18:19)
zay no tena reviny fijo ah??
34. fijo ( 06/04/2005 22:24)
ze revin'ny sipa tiako ka
35. iartistika ( 10/04/2005 13:33)
toute revy ah!?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9884