m....fotsiny ihany
1. klown
(
20/03/2005 22:28)
:-D :-D :-D :-D
http://sekoly.com/minonoa.jpg
Fanitsiana
Jereo any ampotony fa mandoto site
Nahitsin'i hery
http://sekoly.com/minonoa.jpg
Fanitsiana
Jereo any ampotony fa mandoto site
Nahitsin'i hery
novalian'i cynthia4 ny 22/03/2005 04:48
5. xxx
(
21/03/2005 08:04)
mangataka ny mpianjaikitra analy an'io eto , manimba image ny serasera sy forum , zao ve no jerena eto ,
8. xxx
(
21/03/2005 08:55)
na io vailin'io woué kofa propagande misy woué "vakio eto" aza tokony halan'ny mpianjaikitra . Misaotra an'i hery klou nanaly aza fa mbola io hiany angé le izy e!CENSURE !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
10. hery
(
21/03/2005 09:29)
xxx> aleo ho hitan'ny havany eo kou :-)
Aza jerena fotsiny satria site hafa.
Aza jerena fotsiny satria site hafa.
11. xxx
(
21/03/2005 09:39)
Very seza ve sa tsy nahazo saosy ny www.sekoly.com no nandany andro nanao an'ireo sary ireo? efa mivoatra tokoa kou..
12. mpanala
(
21/03/2005 11:02)
fa anga de seza sy sosy foana kosa mou fa mba samy manala azy! neny amerikana zao ve reny de lazaina fa very seza na tsy nahazo sosy? ny gasy adala wa tsy miova fisainana fa dia seza sy vola ihany!
Za zao nitsiky tsara fa mba nanala ny fahasorenako le izy mahita karikatiran-dra8 mandihy.
:-D :-D :-D :-D :-D
Za zao nitsiky tsara fa mba nanala ny fahasorenako le izy mahita karikatiran-dra8 mandihy.
:-D :-D :-D :-D :-D
14. dadabe
(
21/03/2005 13:31)
fa sary inona le?ra8 mandihy ve?de maninona zao io ???? tsy azoko kle :?: :?:
18. maditra
(
21/03/2005 22:53)
Anareo izany mbola tsy nahita an'ireny Geaorge Bush manao pede amin'ny Bin Laden ireny.hihihihi
Matetika olona tsy mpanao politika no manao an'ireny fa olona tia hatsikana sy ny tia mampiomehy e! Mora fantatra anie fa amboarina ilay izy e! Juste ampiomehy fotsiny dia mba manala azy e!
Matetika olona tsy mpanao politika no manao an'ireny fa olona tia hatsikana sy ny tia mampiomehy e! Mora fantatra anie fa amboarina ilay izy e! Juste ampiomehy fotsiny dia mba manala azy e!
19. cynthia4
(
22/03/2005 04:48)
Avez vous déjà vu un prêtre qui pleure ?
Ou un prêtre qui suce son bout de doigt ?
Apilisy ..
Ou un prêtre qui suce son bout de doigt ?
Apilisy ..