filaharana tao @pitsabo

1. miandrianao ( 04/04/2005 13:15)
Maro be ireo pilahatra ho ao @ity pitsabo ary nisy
tovolahy iray efa t@valo no niandry kanefa 11ora izy
vao tonga ny laharany rehefa natao anefa ny fizahana
sy nanotaniana ny @ny"inona no marary anao"
dia namaly ranamana fa tsy natory hono izy alina fa lasa saina be hoe"rehefa voky aho dokotera dia tsy mazoto homana intsony fa inona no marary ahy"?
répondu par miandrianao le 08/04/2005 13:06
2. annie ( 04/04/2005 15:41)
hihihihih
3. mishou ( 04/04/2005 16:22)
voky loatra izy izany koa, tokony mifady hanina indray aloha izy vao matory
hi hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P :-P
4. Lejim ( 04/04/2005 16:32)
hahahha> karaha zah ndraiky te hinana zaigny!
5. sipagasy ( 04/04/2005 16:41)
hahahahahhahahahah tssssssssss :-D :-D :-D
6. Mija ( 05/04/2005 09:54)
Mila maka saina kely ilay ranamana izany
hi!hi!hi!hi! :D
7. soanjan ( 05/04/2005 14:36)
tena faly a raha za le dokotera fa tsotra ny asa nefa ny honoraire ho azo :lol:
8. soanjan ( 05/04/2005 14:47)
tena faly a raha za le dokotera fa tsotra ny asa nefa ny honoraire ho azo :lol:
9. sonwin ( 05/04/2005 15:58)
Ra izaho ilay dokotera dia tsotra ny navaliko:marary saina ranga :lol:
10. Samoana ( 05/04/2005 16:07)
mety voky rivotra koa lery de jerem-potsiny sisa ny kaly be am-bilia !
11. sechat ( 06/04/2005 09:59)
=)) =))
12. miandrianao ( 08/04/2005 09:27)
sechat:

=)) =))



:?: :?: tsy azoko ny tianao ambara fa izaho anie mba tia manitatra ny zava misy e! na mamoroporona !
13. miandrianao ( 08/04/2005 13:06)
misaotra,
tsara be daholo ny hevitra fa angamba voky rivotra marina ve tsy hita indray iny ah!tsara koa ny sary nefa mba asio soratra e! :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2367