trop loatra le publicité ny fahafatesan'ny papa

1. felicia ( 02/04/2005 20:49)
c'est vrai qu'il a fait beaucoup mais est-ce c'est juste de parler ainsi la mort d'une personne sachant que dans le monde betsaka ny olona maty tsy manan-koanina isan'andro isan'andro...Au fond il est comme nous tous,un etre humain
novalian'i pitchou ny 11/04/2005 17:54
2. maditra ( 02/04/2005 21:23)
Mitovy ny olombelona rehetra felicia fa tsy mitovy ny toerany ao am-pontsika tsirairay aby. Olo maherinay iny ka avelao izahay hiombona alahelo amin'ny nahalasanany. Tsy publicite koa io fa fiombonana alahelo.
3. rinah ( 03/04/2005 00:30)
felicia:

c'est vrai qu'il a fait beaucoup mais est-ce c'est juste de parler ainsi la mort d'une personne sachant que dans le monde betsaka ny olona maty tsy manan-koanina isan'andro isan'andro...Au fond il est comme nous tous,un etre humain



Je ne sais pas si tu es croyante mais sache que le Pape est le chef des églises catholiques. Il n'est pas monsieur tout le monde, il a rang d'un chef d'état. Ceci étant, ce n'est pas de la publicité mais de l'information pour tous les croyants en général et les catholiques en particulier. Il représente plus d'1 milliard de croyant. Sache que c'est un homme comme tout le monde mais qui a fait de grandes choses dans sa vie pour le monde, je dis bien le monde.
4. Manon ( 03/04/2005 06:18)
rinah, tu as entièrement raison , il s'est vraiment voué dans le monde , oui dans le monde , c'est vrais , c'est un homme comme tous les hommes mais c'est le saint Père ,
felicia:c'est vrais aussi ce que tu dis mais sache que tout le monde n'a pas fait tout ce qu'il a fait dans le monde , je dis aussi dans le monde , il n'y a rien de pub là dedans , je trouve que c'est tout à fait normal que toutes les chaines de télé ou la radio sont mobilisées pour son départ vers Dieu .Paix à son âme
5. tsondjo ( 03/04/2005 06:42)
sao kosa mba alahelon-kanina ny an'i felicia?????,

raha tsy katolika ianao dia aleo mangina fa tsy hiteniteny @ tsy misy dikany. Araka ny tenin'i maditra dia olo-manganay iny, tsy manambany ny finoana sasany aho sanatria fa io samy manana ny azy.
6. ikotofatsora ( 03/04/2005 06:47)
Fa ny mpanao gazety koa zarany aza misy aníreny hampandeha ny tsenany ko.
Ary maninoka koa moa no olona efa hita fa tsy ho velona intsony, ny eveka sasany aza miteny hoe "efa nosokafan'i Kristy ny varavaran'ny lanitra" nefa mbola tazomina atao ihany izay tsy hahafatesany e. Commerce koa no tena betsaka @ le izy fa le olona avela hijaly ela eo fotsiny.
7. ikotofatsora ( 03/04/2005 06:51)
Fa ny mpanao gazety koa zarany aza misy aníreny hampandeha ny tsenany ko.
Ary maninoka koa moa no olona efa hita fa tsy ho velona intsony, ny eveka sasany aza miteny hoe "efa nosokafan'i Kristy ny varavaran'ny lanitra" nefa mbola tazomina atao ihany izay tsy hahafatesany e. Commerce koa no tena betsaka @ le izy fa le olona avela hijaly ela eo fotsiny.
8. Narilala ( 03/04/2005 06:52)
Nahavita be teto @ izao tontolo izao iny Lehilahy iny. Iza no Filoham-pirenena tsy niaky izany; fa na dia ny silamo sy ireo karazam-pivavahana hafa aza nanokana fotoana hivavahana ho azy. Ireo Filoham-pirenena fanta-daza toa an-dry Georges Bush sy ry Jacques Chirac dia samy nametraka azy ho modelin'izao tontolo izao.
Fa asakasak'izay minia tsy mahita sy minia tsy mahalala izany. Olomanganay iny, hoy Maditra izay.
Mandria am-piadanana ianao Papa ary mivavaha ho an'izao tontolo izao.
9. ikotofatsora ( 03/04/2005 06:57)
Fa ny mpanao gazety koa zarany aza misy aníreny hampandeha ny tsenany ko.
Ary maninoka koa moa no olona efa hita fa tsy ho velona intsony, ny eveka sasany aza miteny hoe "efa nosokafan'i Kristy ny varavaran'ny lanitra" nefa mbola tazomina atao ihany izay tsy hahafatesany e. Commerce koa no tena betsaka @ le izy fa le olona avela hijaly ela eo fotsiny.
10. xxx ( 03/04/2005 07:07)
Raha Ikotofatsora no marary dia angataho avy hatrany ny fianakaviana sy ny dokotera hanindrona ranomangatsiaka an'iKotofatsora, @ izay maty tsy mijalin'ny aretina. Fa ho anay kristianina tsy fanao ny mamono olona sy ny manafaingana ny fahafatesana izany. Isika dia nomen'Andriamanitra saina sy fahaizana ka ampiasaina io hamonjena ny hafa sy fiaraha-miasa @ Andriamnitra fa tsy natao hamonoan'olona sahala @ fisainan'Ikotofatsora. Tena fatsora ratsy ianao.
11. ikotofatsora ( 03/04/2005 07:31)
Fa ny mpanao gazety koa zarany aza misy aníreny hampandeha ny tsenany ko.
Ary maninoka koa moa no olona efa hita fa tsy ho velona intsony, ny eveka sasany aza miteny hoe \"efa nosokafan\'i Kristy ny varavaran\'ny lanitra\" nefa mbola tazomina atao ihany izay tsy hahafatesany e. Commerce koa no tena betsaka @ le izy fa le olona avela hijaly ela eo fotsiny.
12. aviavy ( 03/04/2005 11:46)
je ne suis pas catholique mais j'ai beaucoup de respect pour cet homme, c'est un guide spirituel qui a fait beaucoup de chose pour l'humanité, sa mort est une ENORME perte, et je suis triste pour son decès , paix à son ame
13. aviavy ( 03/04/2005 12:25)
j'ai fais trop de fautes sur le message que je viens d'écrire et je réctifie : respects, et choses (au pluriel)
14. hery ( 03/04/2005 13:01)
Fanajana.

Izay angamba no tiako hamafisina. Tsy betsaka noho ny zavatra hafa mitranga amin'ny télé hatramin'izay ny nahafatesan'ny Papa (Fahazoana an'i Sadam, Fifidianana Ravalo sns)... ny fanafodiny dia hoe aza mijery télé raha tsy tantinao ny fanajan'ny olona ny olon-tiany... Samy manana ny fampisehoany fitiavana mantsy, ka tsy azo ifandraràna.

Rehefa ny rainao no maty dia aza lazaina na amin'iza na amin'iza fa takotakony ao.
15. xxx ( 03/04/2005 14:12)
Tsy ny katôlika ihany no nosahanin'i J.P.2 fa izao tontolo izao tsy an-kanavaka, na mpino na tsy mpino.
Ilaina ny hanaovana " pub " ny olo-manga toy ireny mba hiraikitra tsara ao am-po sy sain'ny tsirairay ny zava-bitany . Olon'ny firaisan-kina, fifankatiavana ary ny famelan-keloka iny lehilahy iny ka tsara hatao môdely ho an'ny taranaka faramandimby. Tsy nahalala hasasarana mandra-pialan'ny fofon'ainy fa nitolona hatrany ho an'izao tontolo izao t@ alalan'ny "teny" sy ny " soratra ", indrindra moa fa ho an'ireo olona voageja eo @ fiainana. Tsy mitovy finoana aminy ny tenako saingy tsy manakana ny fankasitrahako ny zava-bitany teto an-tany velively izany.
Samoana...
16. kalita ( 03/04/2005 14:17)
ho an'i Ikotofatsora dia asa raha henonao fa misy ary olna 15 ans nalemy eo amp-pandriana tsy mihetsika fa dia hatao foana izay hahavelona azy.tsy isika no mandahatra fa Atra ka tsy afaka hanafoy andron'olona isika na 1 segondra aza.
Felicia : tsy pub ireny fahafatesana ireny fa olo-maza ny Pape fa raha ianao moa no maty ny fianakavianao ihany no mahalala anao fa tsy ny olona rehetra.Dia aza zatra manakiana loatra koa fa mba jereo ny soa vitan'ilay olona.izaho tsy katolika nefa mahita ny zavatra vitany.Mandria am-piadanana ianao ry Pape Ray Masina.
17. sangojy ( 03/04/2005 14:55)
Salut daholo!
Marina daholo ny anareo zareo! Mba mifanajà tokoa fa aza de be tora-po am kiana sy filaza tsy mitombina eh!
Efa eo ihany ny resaka, maninona raha mba zavatra mitondra am zay itambarana sy mahasoa mahatsaratsara no lohahevitra aroso eto.
Raha tsy mahay miresaka aleo mipetraka toa anay eh.
Publicité: n'importe quoi! Le ranomangatsiaka atsindrona, dray dray dray...Rahoviana ihany serasera vao mba sehatra ifanakalozana matomatotra kokoa eh. Samia mahaiza miteny am-panajana,na ny ankilany, raha tsy izany mipetraha tsara: tsy be morale fa mba fanamararihana iny!
MAZOTOA daholo de mba MIFANKATIAVA hoà! :lol: :lol: :D
18. felicia ( 03/04/2005 16:42)
[quote=tsondjo]
katolika aho...fa tsy ni distinguer religion aho raha namaky tsra ianao.tsy fantatro ny any an-tany hafa fa aty amin'ny toerana hipetrahako ny angonie n'ny papa dia novain'ny media un veritable feuilleton que je ne trouve pas juste,publicite ou pour l'auditel et tout ca n'est pas juste...betsaka ny prob azon'ny mpanao gazety vahana encore plus important fa tsy mampitombo auditel de mijanona eo...donc j'ai trouvé exagéré...FA C'EST PAS LE CAS D'ETRE AGRESSIF ENVERS LES AUTRES NA MAHAIZA MAMAKY TENY TSARA SY MANADIHADY NY VOTOHATIN-DRESAKA FA TSY MANDRAY AN-TENDRONY...
19. booboo ( 03/04/2005 17:05)
rinah> zay mihitsy !
20. pitchou ( 03/04/2005 18:01)
sambatra izay niaina ka nandinika tao am-pony ny zavatra nimasoan'i Papa JP2.Angamba tsy hisy isaina @ rantsan-tanana akory ny olona nahafoy tena sy ny androm-piainany manontolo ametrahana firahalahiana sy fandriampahalemana eran'izao tontolo izao. Hatr@fara-fofonainy izy.
piti-drora kely tsy tazana akory ireny fotoana kely natokan'ny télé isan-karazany nanarahana ny fialany teto an-tany sy fanaovana tamberina ny fiainany ireny raha oharina @ zavatra vitany sy nataony, ho an'izay voageja, nibaby fijaliana, ho an'ny tanora (mba isany koa i felicia), ho an'ny rehetra. Somary diso tara aza angamba.
Fa mino aho fa tsy hisy hanadino an'iny olon'Andriamanitra iny, na kristiana na tsy kristiana, ary tsy hifarana hatreo ny asa napetrany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4545