trop loatra le publicité ny fahafatesan'ny papa

41. ari.malala ( 05/04/2005 08:40)
majakely:

Izaho mino fa olona tsy mihevitra ny tenany ho ambony ny papa ,ary izay olona te -hahita azy ka manana moyen ny hahitana azy dia tsy ho roahiny velively fa ho raisiny ka eny fa na dia olona faran'izay mahantra aza, asa aloha e!


Marina mintsy zany! Asa raha tadidinareo t@ Papa taty Madagasikara, nisy ilay zaza mianadahy 4'mis nanatona azy teo dia norohany sy noraisiny tsara tokoa, olona tsy mba nanavaka n'izan'iza izy, ary niady hoan'ny fandriam-pahalemana eran-tany.
42. dadabe ( 05/04/2005 10:07)
ary aty konkou kay misy resaka papa,nefa ary kounkou misy resaka papa ,de atsy ambadika atsy kounkou misy resaka JPII ,(hay mou tsy pub le izy )
ary ambadika ary r'izalahy raha te -hiady hevitra fa eto anie ka famaliana fotsiny ny hoe "trop lotra le pub" de marina sa diso
sa.....ahoana hoy felicia ?sa zah no tsy mahazo resaka hihihihih :D de ampy a
43. haingo23 ( 05/04/2005 11:52)
Narilala > ka ny olona maty rehetra (nantsoin'ny Ray hody any aminy) ve dia mivavaka ho antsika na kely na lehibe ??? sao dia mba diso izany fiheverana izany.
44. nozzle ( 05/04/2005 16:22)
Rariny loatra ny anareo katôlika raha mihevitra azy ho toy itsy sy iroa satria io no lehiben'ny finoanareo,ka tsy hitako ny maha katôlika anareo raha tsy anao toy izany.
Fa le resaka pub aloha d tena b loatra tokoa ary ahatsiarovako an'Ingahy Maradonna teny @ hôpitaly ka feno ol etsy ambanin'ny varavaran-kely,asa koa zay hitranga raha maty eo iny.
Fa ny tena tsy azoko hoe fanjakana ve sa finoana no ao vatican ao?
Ho an'ANDRIAMANITRA irery ihany anie ny voninahitra.
45. pitchou ( 05/04/2005 17:40)
misy malahelo mihitsy ato izany hoe tsy izy na ny azy no ataon'ny mpanao gazety pub an! mba asaivo manao zavatra mampisongadina azy re izy d aza manary toky fa ho avy ny torony e!
46. pissoa ( 05/04/2005 20:49)
Tena haneho hevitra ihany ny farany.
Izaho aloha Katolika an.
xxx> Hoy ianao hoe ataony mandohalika etsy sy eroa izahay dia manao. :arrow: Raha fantatrao dia talohan'ny nahatongavan'ny finoana kristianina tany Madagasikara dia efa be dia be ny oha-bolana malagasy milaza an'Andriamanitra ... Dia ny Razam-be-nao tsy nisy nitantara sy nitory aza "nahalala sy niaiky fa ao Zanahary" (hira io).
Dia misy lafiny tsara hitanao ve ao amin'ny rafitra mitantana ny fiangonana katolika? Hilazako iray ianao raha tsia. Miala tsiny amin'ny Kristianina hafa aho an, fa inona no mahatonga ny fiangonana hafa vaky, misaraka ... satria tsy mampiasa ny rafitra "hierarchique" hany ka te ho mpitantana daholo izay manana saina rehetra. Dia avy eo mifampitarika any amin'ny tribunal ... Averiko indray ny fialako tsiny amintsika Kristianina tsy katolika an!
felicia> Hoy ianao hoe Pub. :arrow: Mety tena leo mahita ilay izy fa izao, be loatra no vitan'iny Raiamandreny iny. Na ny hafatra nentiny nanentanana antsika tanora TAFIKA (Tanoran'ny Fiangonana Katolika) fotsiny aza fa nilaza ianao hoe Katolika.
47. fijo ( 05/04/2005 20:59)
na inona na inona kosa aloha fombana sy tsy fombana dia publicite no filaza ny zavatra atao toa ireny e.raisko amin'ny ilay teny io an.
fa anjarantsika avy eo ny hoe mety ve ilay pub toa ireny sa tsy mety?izay afera hafa.
48. Manon ( 05/04/2005 23:29)
-c'est vrais qu'ici chacun a le droit de s'exprimer mais il faut quand même un peu de respect .Chacun sa croyance , et en tant qu'être humain , cela ne vous fait pas de la peine de voir un personage qui disparait et qui a fait tellement de choses si merveilleuses dans le monde ? je dis bien dans le monde.Regardez un peu les pubs qui ne valent rien.
Mais c'est vrais aussi que le Pape c'est un être humain comme tout le monde mais il a bien le droit d'être honoré à son rang , qui dans le monde a fait autant de choses qu'il avait fait ??????????? donc c'est tout à fait normal qu'on parle de lui mais en aucun cas , ce ne sont pas des pubs , desolée.Paix à son âme.Et qu'il dorme en paix
49. Manon ( 06/04/2005 06:29)
fijo:tu regardes un peu la télé je suppose , fais-donc la différence entre la pub et la réalité.Le rôle des journalistes , la radio , la télé est de transmettre la nouvelle dans le monde , sinon , comment ils font les gens pour être au courant de ce qui se passe dans le monde ? on va rester "ignare" alors ? apr-s on se pose la question "tiens on ne savais pas ..... tiens , on n'a pas entendu parler de ça ect..... à toi de voir
50. pitchou ( 06/04/2005 11:40)
de toute façon r'ireto a! raha ny coca cola no mameno ny androatokon'ny télé tsy misy mitaraina nareo, nefa io mandava-taona, fa raha vao hoe ny papa, mandritra ny 4 andro izay, d lazainareo v fa hoe pub koa? Tsy maninona aza fa ataontsika hoe pub e! pub ho an'izay tsy mbola mahalala azy sy ny zava-bitany tsara!
51. sangojy ( 06/04/2005 18:22)
Aza be resaka hoà rehefa tsy manana fahalalana ampy hiadiana hevitra, fa mba mahaiza mampitombo ny hainao sy fantatrao, adihevitra atao raha misy fa tsy ny "tsy fananana pate dentifrice no aseho vahoaka eto!!!
MIsaotra amin'ny fifanajana
:roll:
52. yonikafopl ( 06/04/2005 21:05)
:roll:
53. fijo ( 06/04/2005 22:01)
raha miteny aho hoe "pub" tsy ilay pub natao hivarotana akory anie no tiako lazaina e.aoka hazava.fa ny fomba atao ahafantarana olona na zavatra iray (momba azy,ratsy na tsara)izay dia pub ihany koa.
za tsy manda mihintsy hoe olona nahavita be izy.ekeko izany,ary tsy miresaka momba izany aho,fa ny resaka hidirako eto dia ilay fitenenana hoe "pub"
54. felicia ( 06/04/2005 23:45)
fijo...mba mitovy hevitra isika eto.. 8)
55. annie ( 07/04/2005 10:21)
Raha io resaka fivavahana io no hanaovana ady hevitra de ho lany eo ny andro maro² satria samy milaza ny azy ho marina daholo!Amiko de Aa iray ihany no hivavahana!
namana
56. sonwin ( 07/04/2005 10:25)
haingo23> maty Papa, dia hoy aho hoe mitombo iray indray ny olona mivavaka ho ahy any an-danitra any..ao amin'ny fiekem-pinoana misy hoe ..mino ny fiombonan'ny olomasina, ny olomasina eto dia ny vahoakan'Andriamanitra na ireo eto an-tany na ireo efa lasa...dia ny fisehoan'ilay hoe fiombonan'ny olomasina an: ny velona mivavaka ho an'ny maty mba hiala sasatra ao amin'ny Tompo izy, ny maty efa ao amin'ny Ray mivavaka ho an'ny velona mba ho tojo ny soa sy fahombiazan hatrany izy...mbola azo havazaina lalina koakoa raha mbola tsy mazava amin haingo23
57. routa ( 07/04/2005 13:44)
:? :? :? :?
58. ari.malala ( 07/04/2005 14:09)
ho an\'i haingo 23, ao @ fiekem-pinoana koa misy hoe miandry ny fitsanaganan\'ny vatantsika ho velona, ka raha mandinika ilay tantaran\'i Lazara nahantra s\'ilay mpanankarena dia azo heverina sy antenaina ny fahafahan\'ny olona efa lasan\'Andriamanitra mivavaka ho antsika ety ambonin\'ny tany.
59. domoiina ( 07/04/2005 14:53)
felicia:

c'est vrai qu'il a fait beaucoup mais est-ce c'est juste de parler ainsi la mort d'une personne sachant que dans le monde betsaka ny olona maty tsy manan-koanina isan'andro isan'andro...Au fond il est comme nous tous,un etre humain


Marina zany voalazanao zany fa afaka miova chaine ianao refa tsy te ahita na aheno ny momba ny Pape satria misy ny liany @ zany!!! ok???

60. jhouhlambout ( 07/04/2005 15:20)
ié, samy manana ny mahaliana azy daholo ny olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1569