trop loatra le publicité ny fahafatesan'ny papa

61. pitchou ( 07/04/2005 18:56)
sangojy> ary enao manana fahalalana ampy ange tsy hita ze hevitra atolotrao ko maninona enao no mitsaratsara fona ny hafa e? avelao ny olona hanao pub izay mahafinaritra azy d vita!
62. fijo ( 07/04/2005 20:56)
domoina kosa dia masiaka bve tssss,mba izay no heviny ko.
63. mandrindra ( 08/04/2005 09:58)
Samy tompon'andraikitra ny tsirairay, samy malalaka ny safidy, izaho manokana aloha tato ho ato dia ovaiko ny chaîne na piako ny TV rehefa resaka fahafatesan'ny papa e. Misy ny olona manao ny asany mampita vaovao. Ny vaovao dia anjaran'ny tsirairay no mandray izay tiany.
64. sonwin ( 08/04/2005 15:49)
Nefa dia liana amin'ny resaka Papa maty ihany i mandrindra na izany aza matoa manoratra eto :lol:
65. pitchou ( 08/04/2005 17:44)
izay mahafinaritra atao e!
66. sonwin ( 08/04/2005 17:47)
i pitchou zao no mahafinaritra dia atao ahoana izany?
67. pitchou ( 08/04/2005 19:22)
resaka no resahana fa tsy olona ko! tssssss!
68. sonwin ( 09/04/2005 10:09)
ka resaka pitchou nge izany e
69. sonwin ( 09/04/2005 10:11)
ka resaka pitchou nge izany e
70. sonwin ( 09/04/2005 10:12)
ka resaka pitchou nge izany e
71. felicia ( 10/04/2005 01:59)
domoiina:



Marina zany voalazanao zany fa afaka miova chaine ianao refa tsy te ahita na aheno ny momba ny Pape satria misy ny liany @ zany!!! ok???




misy miefonefona entim-po be mihitsy ato zany e
:D dinka dinika de calme fa tsisy tokony hahatezitra eo e....
72. sonwin ( 10/04/2005 12:32)
kalama hono e! hay ve entina milaza fo koa izany miefonefona izany e
73. iartistika ( 10/04/2005 13:31)
aza miefonefona eo dahôly ah!! :-D :-D
74. pitchou ( 10/04/2005 14:45)
inona no dikan'izany miefonefona?
75. felicia ( 11/04/2005 00:12)
=)) =)) =)) hitan'i pitchou le olona rehefa sempotry ny hatezerana ...zay le miefonefona =))
76. domoiina ( 11/04/2005 09:54)
:lol: :lol: tsisy tezitra kosa eo ki ry felicia a!!!!
77. sangojy ( 11/04/2005 10:55)
pitchou> salit enao! marina izany, fa miala tsiny raha tsy nety taminao ilay teny eh; ny tiako lazaina ange de hoe mba miady hevitra anatin'ny fifanajana eh. Raha mba miezaka hahalala hahafantatra ny olona iray hoe inona no inoan'ny hafa de mba mifanaja, fa toa mifampitsara finoana fotsiny no atao eto, ziay nanaovako hoe tsy ampy dentifrice angaha. Raha ny hevitro no tinao de izao ny ahy: SAMY manana ny fironany io, ka samy tokony hifanaja, fa ho lany andro eto raha fivavahana no iadian-kevitra (cf Annie)
De zay fa mba mifankatiava eh! Miala tsiny am zay sendaotra noho ny soratra nataoko oh,
bisou daolony :-*
78. pitchou ( 11/04/2005 17:54)
felicia> zahay mo rangah imezanareo fotsiny nefa aza le voabolana tsy mbola henonany ko! :D
sangojy> gah moa hoe mety na tsy mety fa rehefa mangataka ny hafa hanana hevitra ange d mbô manome hevitra koa e! Fa nahoana kosa moa no ho lany andro raha miady hevitra mikasika ny fivavahana e? samy manana ny azy io fa mba zaraina hoe sahala @ ahoana ny an'ny tena, d fa maninona no iny no safidy, d inona no mampiavaka azy @ ny an'ny hafa ... sahala @zany! tsy voatery hitarika ny hafa hioova finoana fa mba anao dingana kely mankany @ fihavanam-pinoana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1778