salut!

1. oups ( 02/04/2005 07:08)
salut!
nahita ny hafatrao za de ùba nanoratra !fa maninona kay enao no mitady olon-tiana @ mailaka? inona ny zavatra tena endrasanao any @olon-tianao?azafady ra mametraka izany fanontanina izany za ,ts mananihany ko za fa manitikitika ahy reo fanontanina ireo,manatena za fa hamaly ahy enao!!
novalian'i fijo ny 11/05/2005 19:29
2. jhouhlambout ( 02/04/2005 08:11)
:@ oups!
3. eh ( 02/04/2005 08:14)
oups:

salut!
nahita ny hafatrao za de ùba nanoratra !fa maninona kay enao no mitady olon-tiana @ mailaka? inona ny zavatra tena endrasanao any @olon-tianao?azafady ra mametraka izany fanontanina izany za ,ts mananihany ko za fa manitikitika ahy reo fanontanina ireo,manatena za fa hamaly ahy enao!!


fa maninona no mitady olon-tiana @ mailaka ? Betsaka ny antony omeko iray @ ireny ianao mahatsiaro ho irery izany ianao eo @ fiainana,ary mila miresaka,raha manana olona efa miaraka @nao aza ianao mbola hafa ilay hoe tsy mifankahita fa @ alalan'ny mail no hiresahana ê! tsisy fasarotana fa afaka mamoaka izay tena mahafinaritra sy tena masosotra anao ê! zava dehibe izay.Inona no andrasako @ ilay olona, ilay resaka ê! mifanojo ilay heritreritra, na d tsy mifankahita aza d misy zavatra hitovizana, hitanao ny tena herin'ny tsy hita maso...ahoana afapo?
4. rurik ( 02/04/2005 14:03)
=D =D =D =D =D
5. fifa ( 04/04/2005 06:51)
betsaka! fa ny azo lazaina angamba de ny hoe, manamora kokoa ny fifandraisana ny mailaka ! na tsy mifankahita aza betsaka ny azo ifampizaràna sy ifanakalozana . ny olon-droa koa mantsy tsy voatery hifankahalala vao afaka hiaraka sy hifankatia. satria nahoana hoy enao? ... manjary mifanonme tsiny fotsiny ka rehefa leo de ny toetran'ny iray ndray no anomezana tsiny azy et vice-versa.
6. fijo ( 04/04/2005 21:59)
alefaso ary ny serasera e.
7. yonikafopl ( 05/04/2005 14:53)
fijo :?:
8. iartistika ( 05/04/2005 15:22)
yonika :?:
9. fijo ( 05/04/2005 20:17)
yonika ka samy te hiresaka ireo mitady hafatra ireo ko
10. cutie ( 06/04/2005 05:02)
fifa :)
11. felampaiso ( 06/04/2005 10:39)
tandremo fotsiny sao manao fantasme rehefa mifampiserasera @ mailaka ka manofinofy eo :{ :{
12. iartistika ( 06/04/2005 18:08)
ratsy angaha raha mba manonofy??
13. yonikafopl ( 06/04/2005 20:07)
felampiso miainga amin'ny nofinofy doly ange le tena izy e!! :wink:
14. fijo ( 06/04/2005 21:30)
ka le manofy dia lena no loza ko.aza hitako
15. cutie ( 07/04/2005 05:10)
ary raha manofy atoandro? lol
16. iartistika ( 07/04/2005 08:21)
fijo> =)) =))
17. sonwin ( 07/04/2005 09:57)
cutie> nofy ririnina no ahiako
18. dadabe ( 07/04/2005 15:08)
feno laneizy izany frera a,nofy @alina no tena tsara
19. fijo ( 07/04/2005 21:25)
iartistika fa ahoana kle.mampihomehy nga.
20. domoiina ( 08/04/2005 07:31)
oups:

salut!
nahita ny hafatrao za de ùba nanoratra !fa maninona kay enao no mitady olon-tiana @ mailaka? inona ny zavatra tena endrasanao any @olon-tianao?azafady ra mametraka izany fanontanina izany za ,ts mananihany ko za fa manitikitika ahy reo fanontanina ireo,manatena za fa hamaly ahy enao!!



mitady olontiana @ mailaka satria e zany izy hoe "mailaka" io no fitaovana aingana ndrindra!! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.148