salut!

61. Veloo ( 04/05/2005 19:17)
=)) =)) =)) =))
angaha mo tsika tsy virja virtoaly doly e
=)) =)) =)) =)) =))
62. mishou ( 04/05/2005 19:22)
hi hi hi hi, hisy mariazy virtoaly indray ato ho ato, fa ny azy miditra ato ihany fa 1 minitra monja de mahazo vady
ny anay angamba efa ho atao jobily
Hay raha izao no mitohy de efa ho nahazohazo taona kay za sy Mifenty fa ny anay no mariazy voalohany hihihi
hisy fety indray ato ho ato fetin-jombily virotaly e :lol: :lol: :lol: :lol:
63. cutie ( 04/05/2005 19:25)
hihihihi mishou efa firy taona virtoaly sahady zany ny mariazy virtolinareo?? :lol: :lol: :lol:
64. Veloo ( 04/05/2005 20:06)
cutie :lol: :lol:
65. dadabe ( 05/05/2005 08:55)
hhmm veloo sy fijo hoe ? hhmm andraso ary
66. sonwin ( 05/05/2005 11:46)
:lol:
67. Veloo ( 05/05/2005 14:22)
=)) =)) =))
tssssssss i fijo angaha ho taitra eo akory =)) =))
68. iartistika ( 05/05/2005 19:20)
dray marina! io eny veloo,f'efa mitsilailay mihitsy!!aiza ary ra fijo marina!!
69. Veloo ( 05/05/2005 20:18)
ikala iartistika ko :twisted: :twisted: ratsy saina tssssss
70. fijo ( 05/05/2005 21:59)
ity aho fa misy inona virtoaly indray ato e.
71. yonikafopl ( 05/05/2005 23:28)
hihihih tsy mety taitra hono enao ozy veloo :-P
zay le mbola maha virja anao :wink:
72. cutie ( 06/05/2005 03:26)
mody tsy maharaka io fijo io yonika. :-D
73. dadabe ( 06/05/2005 10:08)
efa vita ny mariaziny e :wink:
74. Veloo ( 06/05/2005 14:20)
=)) =)) =)) =)) fijo tara train knou =)) =))
75. yonikafopl ( 06/05/2005 15:48)
fijo hihihi
tsy train fa veloo ka, le VTT mihintsiny an! :wink: 8O
76. fijo ( 09/05/2005 22:12)
andraso ary aloha hisambotra an'i veloo e
77. sonwin ( 10/05/2005 10:27)
dia avy eo mitaingina velo (beka) :lol:
78. Veloo ( 10/05/2005 16:48)
sinwin ny aratsi-panahy anao dia efa betsaka... fa ahona no toa izao i fijo vo taitra? =)) =)) =))
79. sonwin ( 10/05/2005 17:09)
anjay fa ratsy fanahy ahona za..dray marina :roll: :roll:
80. fijo ( 10/05/2005 20:39)
veloo ka izao ity vao hitako ko.kay misy resaka taingina dia liana aho ka,na velo (beka io na train lamasiny)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084