salut!

21. sonwin ( 08/04/2005 15:24)
domoiina mailaka mihitsy ianao izany ...raha azoko tsara izany dia efa nahita fitaovana aingana be avy ato ianao an :lol:
22. iartistika ( 08/04/2005 16:07)
fijo>ie! le manofy de lena!!
23. domoiina ( 11/04/2005 07:06)
sonwin:

domoiina mailaka mihitsy ianao izany ...raha azoko tsara izany dia efa nahita fitaovana aingana be avy ato ianao an :lol:



:lol: :lol:
24. sonwin ( 11/04/2005 17:52)
domoiina :lol: (l) :* ...haiko njy
25. miranto ( 26/04/2005 08:16)
Tsara aloha le miresaka @ mailaka eh ! afaka tena maboraka izay tena ao ampo satry tsy menatra fa tsy misy olona mahita na mahafantatra, ao ihany koa no anararaotana itenenana izay tsy mety voavoaka hatr' izay eh!, mba misarme ohatra , mihantahanta , manao izay mahafinaritra rehetra eh!
rehefa mifanatrika mantsy betsaka ny tsy voa teny fa mety ho menatra ,sadaikatra koa sns tsy voa tanisa eh!
26. iartistika ( 26/04/2005 17:32)
:-w
27. yonikafopl ( 26/04/2005 20:35)
o ry sonwin aaa tena tsy araky ny maha frera anao fa tena miodina ka, manadala ny zanjiko, mitady an'i mishou, io njay domoina, asa koa izay any ambadika any, oopsss, manararaotra mihintsy an
28. fijo ( 26/04/2005 20:50)
izay kosa ny maha frera azy ko.tia anabavy
29. iartistika ( 27/04/2005 18:20)
anabavy ao amin'i tompo... :roll:
30. yonikafopl ( 28/04/2005 05:59)
anabaviny masaka ve?? manendy fona zany ??? :roll:
31. dadabe ( 28/04/2005 07:31)
sonwin anie ka efa vita mariazy virtoaly ao ambadika ao e
32. iartistika ( 28/04/2005 18:54)
mba mijangajanga virtoaly eh!!!
33. fijo ( 28/04/2005 21:47)
eka wa izay mantsy
34. iartistika ( 29/04/2005 15:06)
zay kinkoa!!
35. dadabe ( 29/04/2005 15:50)
yonika ztm
36. iartistika ( 29/04/2005 17:54)
dray!nibaboka ihany bedada marina moa eh!!
37. yonikafopl ( 29/04/2005 19:38)
dadabe hihihihih hummmmmmmmmmmm z+t+m ve????? :-@ :-*
38. iartistika ( 29/04/2005 20:02)
mba ataovy am le bises eo afovoany kosa ry bebe f'in ary ty :-D
39. yonikafopl ( 30/04/2005 11:32)
iartistika nenay ao antrano ihany vao atao ka
40. dadabe ( 01/05/2005 08:22)
iartistika >gaga @fihetsik'i bebe lesy aho tato ho ato a,ny size koa anie manamafy hoe fa maninona zah no mitady an'i yonika de hoy aho hoe satria tiako izy saingy...........?????? :cry: :cry: :cry: :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2848