bush et la guerre...

1. felicia ( 03/04/2005 15:16)
hitanare ve le film mikasika ny 11 sept?inona no heritreretinareo mikasika an'i bush sy ny famille bin laden araky ny ao anatin'ilay film... :?: :?:
novalian'i saotra ny 12/04/2005 21:08
2. iartistika ( 03/04/2005 18:48)
tsy hitanay;.;
3. routa ( 04/04/2005 08:45)
tantarao e! :D
4. force ( 04/04/2005 13:32)
toa otrany tsara zany film nao zany fa mba tantarao hoe! aiza no misy zany film zany?
raha azoko dia mifankalala tsara zany i ben laden sy bush?
5. felicia ( 05/04/2005 00:02)
farenheith 9/11 nisy scandale be mihitsy fa mba tadiavo any amin'ny mpampanofa film re.... :D zistoara be...tsy haiko ny mitantara an'ilay izy fa tena chocquant be aloha e!sary sy document porofo ny fifankafataran'ny famille bin laden sy bush,affaire petrole,ny vote n'ny noirs americain ni ignoren'ny assemblé sns sns...jereo de avy eo hitanareo eo,za moa tsy hitako zay lazaina...
6. fijo ( 05/04/2005 04:45)
mifankahalala tokoa ireo,ary tamin'ny 11 sept iny dia ny fianakaviana bush no niaro ny fianakaviana ben laden satria tany zamlerika ry zareo tamin'io fotoana io,ka nafenina sy nalefa nody haingana avy eo.
io moa resaka solika sy dolara ka sarotra
7. mandrindra ( 05/04/2005 09:15)
Ny carlyle coorporation dia ny fianankaviana Ben Laden no mamatsy vola azy. Tamin'i Bush rainy tsy lany ho filohampirenena intsony, 1992, dia voatendry ho mpitantana an'io société io izy.
8. dadabe ( 05/04/2005 09:47)
oay le ,hay ve misy an'izany e,zah nefa famille bussh de ahoana le ?
9. fijo ( 05/04/2005 20:53)
sao dia le bush lobolobo kosa ny resaka eto le.
10. cutie ( 06/04/2005 05:21)
efa nalaza taty io e
T@ election iny no tena natao propagande be le film , fa eeeeeeeeeeeeee mbola nifidy an'i bush iany ry zareo . :(
11. fijo ( 06/04/2005 21:56)
aza entimpo ihany fa izany no iafarany.
12. sonwin ( 07/04/2005 10:16)
resaka bush io tsy maintsy ho bouché ihany ilery io e
13. fijo ( 07/04/2005 20:46)
izay koa mety ho izy an
14. saotra ( 12/04/2005 21:08)
Na any ampianarana aza nampisehona io film io.
Mahalasa saina le film klo e. mampalahelo le toetsaina otranireny :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.234