hemorroide

1. ari.malala ( 14/04/2005 13:20)
Miarahaba ny rehetra, inona kay ny traitement ny hemorroide? Za aloha tsy mihinana sakay satria ef anodidiana appendicite vao t@ herintaona. Misaotra mialoha.
novalian'i fijo ny 23/06/2005 19:59
2. annie ( 14/04/2005 13:30)
mividiana vegebum de hosory foana alohany hatory @ alina
3. pika ( 14/04/2005 13:37)
rano foana hisasana rehefa avy any @ wc fa aza mampiasa papier
4. Tiana1 ( 14/04/2005 15:40)
Tsy énao ihany v ilay nanontany ilay ndremandeha 'ry ? Any @tsika ange misy Homeopharma e ! Mivarotra "baume" ho an'io sy huile essentielle... Sa tsy mety ?
5. aristar ( 14/04/2005 20:31)
ô ry Tiana a ! efa marary ny vodin'i ari.malala dia mbola homeopathie no lazainin'dry maingan'eo ny vodiny.
Mandehana any @ dokotera raha tsy izany Préparation H ampiasaina ry ari.malala a
6. aristar ( 14/04/2005 21:00)
ari.malala jerevo ity site ity http://www.lasante.be/maladies/hemorroide.htm
7. ari.malala ( 15/04/2005 07:01)
Misaotra anareo rehetra namaly. HO an'i TIana1, tsy mbola nanontany an'io teto aho ka, izao aho vao tratra. Ny nanontaniako t@ zany de resaka appendicite hoe tsy maintsy didiana ve, hay moa ka tsy mantsy nodidiana ihany aho t@ herintaona.

Misaotra an'i aristar @ ilay site ê! fa za anie mbola tsy 50 taona ê! :-)

Misaotra betsaka r'ireto â! :)

8. watafon ( 20/05/2005 13:48)
Ity misy fanafody malagasy tena mahomby atoroko anao. tsy izany fa efa maromaro ihany ireo olona nampiasa azy ka nahita vokatsoa e!
misy karazany roa ireo zava-maniry holazaiko fa ny fampiasa azy d mitovy:
1- ravina RICIN na
2- ravina VOAMADILO
maka raviny misimisy ihany ianao d ampangotrahana , avy eo atao anaty pô na sô de manao BAIN DE SIEGE izany hoe ipetrahanao eo ambon'ilay pô misy an'ilay entona iny e! mievoka ihany zany e! fa ny ambany no mievoka.
ataonao maraina sy hariva io mandritra ny herinandro
eny ary fa manareta soa e!
9. ari.malala ( 20/05/2005 14:46)
misaotra betsaka watafon â!
10. Veloo ( 17/06/2005 18:40)
ie marina ny watafon...ry ari.malala a aza dia mipetraka be fona raha miasa njy...:wink:
11. fijo ( 23/06/2005 19:59)
tandremo izany ry ari malala fa hen.mampijaly an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5089