fa lasa aiza ny mpahandro sakafo?

1. ftma ( 13/04/2005 08:56)
Gaga aho fa lasa tsy nazoto intsony ny mpahandro sakafon'ny serasera,booboo, bichette, kitjo, cutie, sns tsy hita intsony.Tsy misy recette intsony angaha ianareo e?
novalian'i cutie ny 21/04/2005 22:05
2. majakely ( 13/04/2005 09:19)
zahay zany noana !!!! :miam:
3. chipie1 ( 13/04/2005 18:33)
manao regime ry ftma a! :lol: :lol:
4. ftma ( 13/04/2005 22:12)
chipie1 recetten'ny sakafo regime dray izany alefa e
jereo majakely noana
5. chipie1 ( 14/04/2005 10:33)
o% daolo zay ho anina de vita ry ftma a! :-D
6. booboo ( 14/04/2005 12:02)
hihihihi
7. cutie ( 14/04/2005 12:27)
ftma
omeo recette fanaovana steak au poivre vert aza za e.
Efa saika ela no hampiditra io lohahevitra io za , fa adinoko fona. Variana tany @ zavatra hafa za. :-D
8. ftma ( 14/04/2005 15:23)
cutie: andraso aloha handramako le steak au poivre au poivre vert raha tsara dia omeko andry hummmmmm
misy mahay canard aux olives?
9. welie ( 14/04/2005 15:52)
ftma> hihihihi..... mbola varina be daholo ny mpahandro sakafo e!
10. majakely ( 15/04/2005 09:56)
Ny ahy moa dia ireny sachet na sauce poivre vert ireny ihany no alaiko de okay !
11. bichette ( 18/04/2005 06:50)
eto ihany fa manao fanandramana ny sakafo rehetra tato klou :-*
12. ftma ( 18/04/2005 14:19)
Welie: ndry inhany no mandefa lohahevitra mahavariana ny mpahandro any tsssssss
bichette efa nandramana daholo kosa angamba izay ko mba asiana recette hafa dray.
Sao misy mahita recette fanao @ tofou (pate de soja)
Cutie:steak endasina dia asiana sauce au poivre vert no hitako ka asa raha io no ilaindry
13. cutie ( 18/04/2005 15:40)
io mety ka ftma. hihihi
hihinana tofu ve njy ftma.
njaso za hitady fa aty aminay bedabe vegetarien hihihi
14. cutie ( 20/04/2005 16:17)
ty ary le steak au poivre vert , hitako ihany ny niafarany :)
ingredients:
6 steaks de 150g par personne
1 c a soupe de poivre vert
1 c a soupe de creme fraiche
1 c a soupe de gramd Marnier
2 c a soupe de l'huile
60g de beurre

Faire cuire les steaks dans 10g de beurre, 1 c a soupe de l'huile, saler et poivrer.
Retirer la graisse de la cuisson
Arroser la viande da la grande Marnier, flamber
deglacer la poele avec la creme fraiche
Ajouter le poivre vert egoutte. Laisser chauffer doucememnt
Hors de feu, incorporer le reste du beurre, decoupe en parcelle
Verser la sauce de l'assaisonement sur la viande
servir immediatement .
Mazotoa daholo a.
15. Fanja1 ( 21/04/2005 07:06)
merci cutie an! bizzzzzzzz njy! de andramako @ dimanche de lazaiko raha tsara na ratsy.
16. ftma ( 21/04/2005 09:59)
Cutie: 6 steaks x 150g par personne? tsy be loatra ve izany vakio tsara aloha ny recette ndry zandrikeliko an :-D aiza ilay recette tofou fa hasiso ato ihany ilay tofou ko
17. cutie ( 21/04/2005 15:22)
nga njy ftma manao regime a hihihi
Io le izy fa andramo e.
ok akia fanja
18. ftma ( 21/04/2005 21:58)
cutie 6x150g=900g hihihihi efa ho 1kg na olona tsy manao régime aza tsy mahalany izany.
lasa nifoha daholo ny mpahandro sakafo tonga booboo fanja1 sns
19. cutie ( 21/04/2005 22:05)
1 steak iahny no hohanin-jy ka , nga de we izy 6 hihihi, pour 6 pers ngamba le recette. :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7437