Ligue des champions

1. Ralay ( 04/05/2005 21:39)
Ahoana ny fahitantsika iny demi-finale PSV contre milan AC iny sy ny pronostic @ finale Liverpool contre Milan AC.
Zah aloha dia maka Liverpool e score Liv 2 Milan AC 1. par chance no nahatafavoaka ny milan t@PSV fa tena tsy nisy phase de jeu mihintsy ilay milan AC ka tena naha deçu be.
Misokatra indray ny ady hevitra
2. hery ( 04/05/2005 22:01)
Tena efa saika nitomany ny taty aminay fa soa ihany fa nihetsika tampoka i Ambrosini... kiiii saika resy.
Matanjaka ihany ilay PSV fa tsy araka ny nanampoizana azy kah. Reraka koa angamba ry zalahy avy ao Milan.

Nahita ny hadisoany hono ny Milanesi tamin'iny lalao iny ka inoana fa ho manja io final io. Zah kalou tsy maka italiana mihitsy saingy ilay Liverpool tsy dia atokisako loatra.

Milan 1 Liverpool 0 :-)
3. zandikely ( 05/05/2005 00:20)
Io indray dia mazava ny fandreseny Milan AC amin'io Final io. Marina fa somary sahirankirana kely ry zareo taminy match androany nifanena taminy PSV . Milan AC, ange manana fomba filalao hafa mihitsy e, na dia hita hoe manjaka aza ny adversaire , Milan mahita fotoana tsara, hanovana score foana e . Tsy misy resaka chance zany nahatafakatra any Milan, raha mijery ny tantaran'io Champion's Ligue ianareo dia ho hitanareo miverim-berina ao izany anarana Milan Ac izany. Fomba filalaony manao arbre de Noel io.
Manao rindrina ny vody laharana mamela ny adversaire handroso, lohalaharana 1 na 2 tsara petraka, valim-panafihana dia izay.
Mbola izay no hanaovan'i Ancelotti anio aminy Final .


FORZA ROSSONERI ' FORZA ITALIA ! SIAMO SEMPRE CAMPIONI !

Score aminy Final : Milan AC 2 - Liverpool 0
4. ravatorano ( 06/05/2005 05:57)
Milan AC 3 Liverpool 0
Mia
5. ravatorano ( 06/05/2005 06:05)
Miala tsiny aminao za Ralay fa na dia baolina aza boribory izany aloha tsy tafa ireo liverpool ireo fa efa hitako ny fomba filalaony
:wink: :wink:
6. mandrindra ( 23/05/2005 09:04)
Liverpool 2 Milan AC 0
raha ny technique individuelle dia ambony kokoa ny Milan Ac fa saingy ny fahaizan'ny mpanazatra Benitez no handresen'i Liverpool an'ireo italiana ireo. Raha vao mahay mandahatra ny andaniny dia very hevitra ny Milan ary hita atmin'ny nanao tamin'ny PSV izany.
7. ravatorano ( 26/05/2005 08:48)
tena nalahelo mafy za fa resy ny ekipako kle
mba nijery baolina za d premir mi tàn iany ka efa telo sy iray koa nandresy i Milan d natory za
Kay nony naraina ny andro d hoe resy indray tamin ny tirs au but.NTSSSSSSSSSSSSSSSS
tena varena ny tena !
saika safotra fa soa nisy rano namelona sy vaot niankihinana eh
Na iuzany aza za tsy maiala minireny Mila ac ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.205