olive...

1. mamzelkely ( 04/05/2005 06:49)
- dis papa, une olive, ca a des pattes?
- quoi?
- dis papa, une olive, ca ades pattes?
- ben non pourquoi?
- ben alors j'ai mangé un cafard... :-D =))
novalian'i dadabe ny 13/05/2005 14:16
2. mishou ( 04/05/2005 07:22)
te himeme be za fa tsy arako ilay resaka, inn no hifandraisan'ny oliva @ kalalao na kadradraka

de rah za ianao adika teny gasy dieny izao io fa ho avy eo ny frera roalahy hilaza fa tsy mahay teny frantsay, adika teny sinoa sy alemana moa e hi hi hi
3. lanto ( 04/05/2005 07:54)
Misy kosa blagy tena tsy mampimé mihitsy raha vao adika am teny hafa. Fa izay maneho hevitra manaraka angamba no manao teny gasy ?
Ary izao zah vao mahatsiaro fa bedebe ny blagy avy any an-tanana le mampimé ny gasy ireny :)) fa tsy mety tonga eto mihitsy e ! Le mampimé vazah reny dôly ny eto :p

Alefa ary e!
4. sonwin ( 04/05/2005 08:24)
mishou> ianao an, mampiné kosa io e :-D :-D :-D , nisy mpandika teny teto akaiko teto androany dia azoko ilay izy :-D :-D 8O
5. xxx ( 04/05/2005 09:57)
Tsy azoko!!!!!!!!!!!
6. mamzelkely ( 04/05/2005 11:36)
ao ary azvaiko dieny zao fa mety handreraka marina dray le frera roa reny ny ray alo efa mba nahazo ihany 8)
vendrana be le zaza fa tsy mahay manavaka kalalao sy oliva fa efa nohaniny le izy zay vô nanotany ny dadany izy we" manatongotra ve ny kalalao sa tsy"? mazava ve ry reto?
ho an'i dadabe sy sonwin< ra tsy azonareo de mandehana migue 21 dieny zao sô tsy tratra tsony io. =)) =)) =)) :-D :-D
7. lanto ( 04/05/2005 11:45)
mamzelkely:

ao ary azvaiko dieny zao..............................mazava ve ry reto?
ho an'i dadabe sy sonwin< ra tsy azonareo de mandehana migue 21 dieny zao sô tsy tratra tsony io. =)) =)) =)) :-D :-D



Hihihi io njay no lasa nampimé anah


:lol:
8. Mifenty ( 04/05/2005 12:02)


fanga tsy oe

files dans ta chambre aveo le.... hihi


9. xxx ( 04/05/2005 12:13)
mishou a
vas à l'école :wink:
10. mishou ( 04/05/2005 12:26)
xxx, aiza misy école e, za tsy manana ekolazy
krizy be ange za fa mbola mitaiza zaza no asako, tsy mety mahazo kil mihitsy
:-P :-P :-P
11. dadabe ( 04/05/2005 13:16)
:evil: :evil: :evil: masina maria virijiny oo ,nifosaindry zareo indray aho grrr sady tsy mahazo aho :evil: de mbola asainy mandeha migue indray re ry lanitro oo,loza ity marina
12. Mifenty ( 04/05/2005 13:44)


fa nisy inn radada ah.

le resaka oliva v le?

13. sasa ( 04/05/2005 14:33)
tsy maintsy handeha migue 21 aho fa za kou tena tsy mahazo; nisy namosavy za ry reto an nifindran'ny aretindry frera za kle
14. sonwin ( 04/05/2005 14:52)
voan'ny areti-mifindra zany klé
15. Veloo ( 04/05/2005 15:20)
mamzelkely a tsy mazava ahy aky a.. satria ve ireo zavatra roa ireo mitovy kolera? samy mainty? sa ahona?
ary inn aloha ny dikan'ny oe migue 21? azafady za tsy aiko dondrona e..
Sasa njy efa von'ny ody kle =)) =))
16. dadabe ( 04/05/2005 15:32)
veloo>von'ny ody=vonody=vo..dy =))
zah tena tsy kopy le :twisted:
handejha migue ve?? :D :D :D hhmmm
veloo>ny migue =aeroplanina haingam-pandeha (misy koa ny jet,mirage2000,ny cocorde,sns...) :wink:
17. mamzelkely ( 04/05/2005 15:41)
mitandrelma ry reto fa misy aretina mifindra be ato amty dinika ty an!!!
miarovatena iany :-D :-D :-D
18. pissoa ( 04/05/2005 16:36)
mamzelkely, inn no fiarovan-tena fa ho voa mafy eto raha izao no mitohy!
19. saotra ( 04/05/2005 16:49)
Atao akory ny miaro tena ry reto fa za kou tsy mahazo ah. Sady tsy manambola anofana migue koa.
20. Veloo ( 04/05/2005 19:43)
dadabe a njy kosa wa e tsssssss voan'ny ody zany e fa tsy vody akory :lol: :lol: misaotra aloha @ ilay fanazavana e :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.431