Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Missie
(
14/05/2005 13:40)
Tovo J'hay
:D Fahitanareo ny hiran'i Tovo J'hay???????? :lol: ...
tohiny
novalian'i Fify ny 10/12/2005 17:34
hery
(
14/05/2005 12:32)
13 mai : afaka aloha :-)
Nihainohaino ihany aho fa tsy naheno hoe nisy blem ve tamin'ny 13 mai teo. Ny sasany mantsy saika hanararaotra io daty [i]malaza[/i] io indray hidirana lalindalina @ politika...
Kinanjo mba nangina...
tohiny
novalian'i eh ny 15/05/2005 09:49
mamzelkely
(
14/05/2005 12:32)
parasy...
nisy lelà ray zay zany hande hanala fanadinana ka izy tsy nianatra lesona mitsy fa chapitre ray ihany no nenarany dia ny chapitre misy ny "parasy".
tonga tany am toera-panadinana izy dia nanao akits...
tohiny
novalian'i sasa ny 31/05/2005 05:20
sawyer
(
14/05/2005 04:03)
fitiavana amboarina
Araka ny dinika nataoko hatr@ izay aloha d tsy tsara io fitiavana amboarina io satria betsaka ny vokatra dratsy azo avy @ io ohatra fotsiny eo @ le fianakaviana roa, refa ela ny ela tsy maintsy hisy i...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/05/2005 20:28
vegas
(
14/05/2005 03:06)
Fanahinina ve ny nanaovana kely toilette anaty avion?
otrany mba fantasme ny rehetra mantsy lé mi-crac crac eny ambony avion de mety zay ny antony nalakelezana azy. Nareo ve tsy mahita?
Eritreritra sendra nandalo io an....
tohiny
novalian'i fijo ny 25/05/2005 22:52
aristar
(
13/05/2005 23:50)
Mahay ny malagasy
http://infogasy.dyndns.org/forum/posts/list/43.page...
tohiny
novalian'i rhevinilsen ny 13/08/2005 19:36
Mifenty
(
13/05/2005 20:26)
Santo subito ...
Vavao tsara ndray ny androany iny kle.
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 30/05/2005 04:02
yonikafopl
(
13/05/2005 18:22)
resak'ankizy.
Tafaresaka ireto tovolahy kely:
- Mahagaga ahy l'ty fa rehefa miady dadanay sy neninay amin'ny alina, dia toa samy falifaly sy miramirana daholo izy nony maraina a!
-??? ^^ miady indray ve l...
tohiny
novalian'i pissoa ny 26/05/2005 17:12
rpk
(
13/05/2005 17:38)
sipa enjana
Tsy haiko ny any @ tany izay misy anareo fa ny hitako eto de izao: mitady bandy izay tiany iarahana ilay sipa de iterahany tokoa moa izany. De rehefa avy eo de ilay sipa mihitsy no mandàka ilay bandy...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 04:51
xxx
(
13/05/2005 17:29)
ramatoa be taona
Ahoana ny hevitrao, mety ve raha ny lehilahy no kely taona noho ny vadiny? Na tsy mitovy finoana? Na tsy mifandanja ny fianakaviana roatonta, izany hoe resaka ara-bola sy aratoe-tsaina mihitsy?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 20/05/2005 21:00
xxx
(
13/05/2005 17:22)
ozom-behivavy
Izao ilay tantara raha tsorina, tsy nampoiziko ho tia ahy ilay sipa t@ mbola teny @ lycée fa ry zalahy matanjaka ihany no nifandrombaka tao. Izany hoe: izaho tia azy t@ izany fa tsy nahasahy. De mbol...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:28
pissoa
(
13/05/2005 16:36)
robe d'amour
Tonga avy nianatra hariva ony ny ankizy vavy kely iray 7 taona de gaga be nahita ny reniny (avy nandro) ...
- Fa inona koa ty ataon'i Neny? Fa maninona i Neny no tsy miakanjo?
- Miakanjo aho ka, ......
tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:15
kally
(
13/05/2005 15:17)
Fonony fotsiny
Ity njay ary resaka ivelany fotsiny a!tsy misy an-kikôzy hoe fanahy na tôtsa na ôtsan'zany fa tena resaka kata sy hoe bôgôsy sy manja fotsiny.Dia ohatsa hoe lazainareo zany hoe ôtsôtsan'ny aôn...
tohiny
novalian'i lilbon ny 15/07/2005 04:53
hery
(
13/05/2005 09:27)
Naniry ny ho faty
Efa henonareo angamba ilay jiolahy mpamono olona tany USA (Connecticut) voaheloka ho faty. Dia nisy tokoa ny chance mety ho nahavelona azy satria efa 45 taona tsisy fanamelohana ho faty tao amin'ny ta...
tohiny
novalian'i pitchou ny 02/12/2005 18:49
haingo23
(
13/05/2005 07:12)
Tatouage : hosodoko
Efa malaza mihitsy izao ny fanaovana ireny tatouge ireny eto amintsika. Dia asiana daholo ny faritra izay azo asiana. Eto ampanoratana anefa dia nahatsiaro blagy hafa indray aho ka ilay tena tatouage ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 24/05/2005 18:10
Fithy
(
12/05/2005 22:06)
misy karoty ve
Indray andro, ity tovolahy iray niditra ny fivarotana iray,
Mpivarotra:Inona no hatao an-dRamose, Côca sa Sôda sa Fanta?
Tovolahy: an an,..., Misy karôty ve?
Mpivarotra:Tsy misy karôty lei...
tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:15
lanto
(
12/05/2005 20:08)
ohabolana na fitenenana
Mbola vao nieritreritra zavatra ohatry le ankamantatr'i boboo io mihitsy aho, fa ohabolana kosa na fomba fiteny.
izao no fandehany : mametraka teny iray izay manomboka, dia mitady izay ohabolana m...
tohiny
novalian'i ralos ny 02/11/2005 08:08
Fithy
(
12/05/2005 17:05)
Diakona mpiandry varavarana
Indray andro krismasy, hitantsika moa fa efa samy reraky ny fikarakarana daholo ny olona ka hany rehefa tonga ilay fotoan-dehibe dia mitaky ihany ny harerahana, torak'izay koa no mahazo ireny "Diakona...
tohiny
novalian'i iriko ny 25/05/2005 15:11
lanto
(
12/05/2005 16:09)
Fandaharana tononkalo ao am RVG
Efa nisy resaka natsipiko ihany tao am forum RVG, fa ity kosa dia natao indrindra ho an'ny mpanoratra mametraka ny sanganasany ao am vetso.serasera.org
Manana soso-kevitra aho, ho an'izay afaka man...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 23/05/2005 22:55
niainaharison
(
12/05/2005 16:00)
mpinamana bé lazain'ny olona ho mpisipa...
nareo ve mbo efa tratran'izany hoé manana namana bé tsy fohy (na lahy na vavy), fa dé mifampitarika etsy sy ero...izay misy ny iray dé misy ny iray...isan'andro isan'andro...manavy mihitsy raha vo...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2005 23:03
