Santo subito ...

1. Mifenty ( 13/05/2005 20:26)


Vavao tsara ndray ny androany iny kle.

novalian'i dadabe ny 30/05/2005 04:02
2. Veloo ( 13/05/2005 20:27)
:roll:
3. Mifenty ( 13/05/2005 21:11)


tsy nijery vaovao androany ndray i Veloo a.

procédure de béatification de Jean Paul II e.

ovationné ny Papa Benoit 16.

:lol: :lol:
4. iartistika ( 13/05/2005 21:27)
de ahoana lty ny fandehan'izany?
5. dadabe ( 14/05/2005 17:04)
fa angaha tsy benedictus lety ??
6. cutie ( 15/05/2005 05:19)
tsy maharaka fa in ry reto le izy :roll:
7. Mifenty ( 15/05/2005 08:18)


efa oe nisokatra oa ny procédure de béatification n'i tompokolahy Papa Joany Paoly II.

Ny mahazatra hono dia tokony ho dimy taona aorian'ny fahafatesana vao misokatra le izy.

Nefa araka ny hita tamin'ny fandevenana azy ireny dia nangataka ny vahoaka maro be ny hanafainganana io procédure io. Ny soratra hita aza dia hoe "Santo subito" zany hoe raha adika tsotsotra ny fagatahan'ny vahoaka dia hoe "asandrato ho olo-masina avy hatrany i Papa Joany Paoly II"

Nahita izany hafanam-pon'ny vahoaka izany ny Papa Benoît 16 dia nanafaingana anle procédure.

Zay le izy.

Tsy benedictus lesy le izy radada fa sanctus sanctus a.
8. dadabe ( 15/05/2005 10:22)
mifenty >fa elah ve lety katolika a? :-w
9. Mifenty ( 15/05/2005 14:17)


fa raraanlah inn zany kle.

le maha kato na tsy kato ahy tsy zava-dehibe kle.

Le fototry ny finoako no tena izy.

tsy mousla klou aho eh, fa kristiana.

kopy elah radada ah.

10. routa ( 16/05/2005 12:38)
mifenty> asandrtra ho olomasina ahoaaana ary zany fa tsy azoko ?
De iza no hanandratra azy?
11. dadabe ( 16/05/2005 15:53)
ataovy hoe santa lesy zany a,ohatra hoe santa abela maritiora hihi
12. yonikafopl ( 16/05/2005 20:38)
:) tsy misy zavatra haiko nefa za mba te hanoratra :(
13. dadabe ( 17/05/2005 06:19)
abela martiora ve tsy haindry????
14. yonikafopl ( 17/05/2005 08:59)
dadabe nga abela maritiora? de inn no idiran'i abela am le santo subito, io aza mou tsy haiko akory ny dikany kou:(
15. Mifenty ( 17/05/2005 09:34)


aona kou reto mpivady tsy mifankahalala reto le aza a.

i dadabe anie ka maritiora fa nitsangana indray eh hihihi

le oe santo subito hono ny dikany de oe "asandrato ho olo-masina avy hatrany" izany hoe masin-dahy raha ny tranga eto no resahina.


16. ari.malala ( 17/05/2005 10:47)
vaovo tsara marina izany r'i mifenty!

17. Mifenty ( 17/05/2005 13:44)


tena vaovao tsara mihitsy ilay izy ka.

18. marozevo ( 18/05/2005 00:21)
> Tokony ho tsara ity fifanakalozan-kevitra ity raha natao matotra ny fanombohana azy. Or !!!...
19. felicia ( 18/05/2005 00:37)
8)izay mihitsy...
20. sonwin ( 18/05/2005 10:37)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1596