Santo subito ...

21. Mifenty ( 18/05/2005 12:53)


tena tsy matotra ilay filazana zavatra tsara kle.

tsy lasa lavitra le adihevitra.

misaotra eh.
22. welie ( 18/05/2005 16:12)
Dia lasa hoe Masindahy Joany Paoly ve zany sa ahona fa tsy azoko? Dia lasa atao @ kalendrié koa ve izany zao izy?

dadabe> Zà very be t@ ilay hoe Benoît XVI hay kay zay @ teny frantsay hoe Benoît... hihihi satria ny ahy koa dia hoe Benedikt XVI njay aza kou....
23. dadabe ( 19/05/2005 08:23)
hahahahaha :D
24. Mifenty ( 19/05/2005 08:45)


hihi benedictus

25. fijo ( 19/05/2005 22:13)
tsy fandaniana andro ve izany e.amin'ny gasy dia masina aby ny maty dia vita,sady tsotra
26. routa ( 20/05/2005 07:25)
:?:
27. dadabe ( 20/05/2005 09:20)
santo su8)bito
28. marozevo ( 21/05/2005 00:22)
Fijo > amin'ny gasy dia masina aby ny maty dia vita, sady tsotra... Hoy ianao.

Saingy tsy gasy daholo ny mpino rehetra ka tsy avy amin'ny kolon-tsaina Malagasy no iaingana. Izay no olana, fa ilay hevitrao tsara ihany.
raha ny hoe mandany andro indray... raha zavatra mahasoa maninona moa raha lany andro aza ?
29. Mifenty ( 21/05/2005 08:26)


za ndray klou tena gasy vao lasa kristiana e.

30. dadabe ( 21/05/2005 15:42)
:-w
31. marozevo ( 22/05/2005 21:40)
Asa na mamaly io voasoratro ambony io i Mifenty na tsia ? Raha mamaly an'io ianao, dia ohatran'ny hitako fa tsy azonao ny tiako ho lazaina. asa anefa ?
32. Mifenty ( 23/05/2005 12:44)


marozevo a3 ka

33. marozevo ( 23/05/2005 22:48)
Anjarako indray ny tsy mahazo izay lazain'i Mifenty amin'ilay hoe a3.
Misaotra.
34. dadabe ( 24/05/2005 06:10)
zah koa tsy kopy
35. Mifenty ( 24/05/2005 08:56)


a3 = fandavana eh a a a refa velarina.

36. marozevo ( 24/05/2005 23:30)
Merci Mifenty fa azoko amin'izay. Jereo fa efa misy lohahevitra momba ny sary ao, araka ny fangatahanao.
37. dadabe ( 30/05/2005 04:02)
hmmm mifanampy iy mirahalahy ireto a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1707