resak'ankizy.

1. yonikafopl ( 13/05/2005 18:22)
Tafaresaka ireto tovolahy kely:

- Mahagaga ahy l'ty fa rehefa miady dadanay sy neninay amin'ny alina, dia toa samy falifaly sy miramirana daholo izy nony maraina a!

-??? ^^ miady indray ve l'ty izy vao ho falifaly a!

- Zaho aza mba gaga!

- Fa ahoana anefa no ilazan'ialahy hoe miady izy ireo?

- Ka rehefa alina be iny dia maty ny jiro dia henoko mifampitolona ao ry zareo, de i neny indraindray mikiakiaka , za nefa tsy afaka miditra mamonjy azy fa mihidy ny trano, dia mijanona eo ambaravarana mitomany koa aho mandra panginan'i neny.

- Tena mba ratsy koa dadanareo zany raha tsy menatra mamono vehivavy.

- Fa ny mahagaga ahy lesy rehefa avy miady ry zareo dia samy falifaly rehefa maraina, fa rehefa samy matory tsara , tsy misy gidraka nefa ny alina dia mifampila kisa indray sy kizitina i neny.

-Teneno lesy dadanareo hoe, vitao amin;ny alina ny adinareo amzay neny falifaly rehefa maraina.

- Zay marina no holazaiko angamba.

Vita tompoko!
novalian'i pissoa ny 26/05/2005 17:12
2. iartistika ( 13/05/2005 18:30)
3. sonwin ( 13/05/2005 19:18)
:lol: :@
4. Veloo ( 13/05/2005 19:33)
Mahery no sady manan'aina izy mivady izany kle :-D :-D :-D :{ :{ :{
5. welie ( 13/05/2005 19:49)
:@ aleo kou alou mba hisintona kely ry iartistika sy sonwin a! Hihihi yonika... njy mahita kle!
6. Mifenty ( 13/05/2005 20:35)
aleo marina manamaina kely klou kle :@
7. iartistika ( 13/05/2005 21:18)
welie,sw,mifenty> pouk kely ary :@
8. mamzelkely ( 14/05/2005 06:27)
za ko efa mahay pounk kely sy manamaina napenarin dadabe :@ pounk kely amzay

yonik< =D =D betsaka mitsy zany piady eto antany kooo!!! :wink: :°)
9. dadabe ( 14/05/2005 10:31)
dray marina efa mianatry ny manamaina hatramin'i welie ,pounk kely klou e 8-) de fenoy setroka fa milay ny kozin'i bebe :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
10. mamzelkely ( 14/05/2005 10:36)
eo ary e!!! :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
11. dadabe ( 14/05/2005 10:46)
:@ :@ siora
12. pissoa ( 14/05/2005 10:51)
Leity e! Aleo kou nam'zay mba handrana ah :@ :@
kay kofona ah!
13. mishou ( 14/05/2005 12:56)
hi hi hi hi hi
bebe> milay indry an!!!! fa mahaontsa ilay zaza mitomany eo am-baravarana mandra-pahavitan'ny kiakian'i neny, raha neny ohatran'ahy aloha de mety haharitra ela ihany ny toman'ilay zaza.

mifenty,dadabe, sonwin, welie, pissoa,iartistika, mamzelkely> tsy azoko we fa inn no ifandraisan'ny maina @ le resaka blagy, sa ramanenjana io de hisy ny fampiharana rehefa avy eo :?: :?: :?: :?: =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. pissoa ( 14/05/2005 14:06)
ny an'i mishou kou efa we ny oll mba nanandrana de efa bedesina sahady ... tsy aleon-njy kou mandrana kely in-dray. @ zay tsy mikotrana abdo tsony fa tonga de ...
15. mishou ( 14/05/2005 14:10)
pissoa> mirevy manamaina be koa an
:°) :°) :°) :wink: :wink: :wink:
16. iartistika ( 14/05/2005 14:44)
mishou> nga tsy mnba miara manamaina nareo sy mifenty?
17. dadabe ( 14/05/2005 16:01)
aza be resaka fa iny ny maina raha hinono :@ :@
18. dadabe ( 14/05/2005 16:09)
aza be resaka fa iny ny maina raha hinono :@ :@
19. iartistika ( 14/05/2005 16:20)
20. dadabe ( 14/05/2005 16:30)
:@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3509