resak'ankizy.

61. dadabe ( 20/05/2005 18:21)
veloo>aza mihetsika amizao position zao tsony njy a....
62. iartistika ( 20/05/2005 18:59)
:-D:°):@,mitady handratra olona ndray ela ry bedada ah!:-D
63. pissoa ( 20/05/2005 23:40)
io efa asain'i bebe orin'i mishou mbola madiditsa eo imasom-baoka eo ihany.
64. iartistika ( 21/05/2005 11:38)
orin'i mishou ahoana ko lé??:^):miam::@
65. pissoa ( 21/05/2005 23:39)
tssss, ngah tsy hitan'lah le ozy bebe we alefa any @ mishou ony i dadabe teneniny fa tsy azony tenenina intsony ... :-D:-D
de aza mipitsapitsa eo ntsony fa ...
66. yonikafopl ( 22/05/2005 11:26)
dadabe :evil::evil::evil::evil::evil:
67. pissoa ( 22/05/2005 16:41)
io kou de ataon'bebe mahatezitra eo, oll efa tsy hiova tsony io! :-D:-D
68. iartistika ( 22/05/2005 16:49)
dray marina! miady mivady ohhh!!:roll:
69. sasa ( 23/05/2005 04:35)
dadabe io tambatambazo haingana fa tezitra be mintsy ny an'lah
70. iartistika ( 23/05/2005 17:06)
io radada ah! ataovy an le hoe aza mihetsika am zao pôzisiô zao!:-D:@;-)
71. pissoa ( 23/05/2005 17:16)
zay le fikana kofa zay ry iartistika ... :{:{ refa tratra maditra de mody we ... de nefa ra-vo tony kely le vevavy de iny no ts'hita :-P:-P
72. iartistika ( 23/05/2005 17:20)
pissoa> le fikana kôfa ahoana fa tsy azo?? le pôzisiô va sa in??
73. yonikafopl ( 23/05/2005 22:31)
:roll:
74. sasa ( 24/05/2005 04:52)
yonika ary dadabe toa tsy nandalo mintsy fa nataonjy inona izy, njy ity toa mipitsapitsa fotsiny
75. dadabe ( 24/05/2005 18:07)
zah ato fa miandry ny pozisioo an\'i bebe :-w
76. yonikafopl ( 24/05/2005 19:31)
dadabe hihi any antrano ihany ny position no atao fa tsy aharihary imason'oll :-P
77. dadabe ( 25/05/2005 16:44)
kiiiiio^o
78. yonikafopl ( 25/05/2005 20:26)
dadabe:?:
79. dadabe ( 26/05/2005 08:52)
ka rehefa mifankatia anie cherie de tsy koa zany e:-*:-*:-*
80. sasa ( 26/05/2005 10:22)
mifandamoro an hitako o!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3434