resak'ankizy.

41. iartistika ( 16/05/2005 17:58)
oadray!pouk kely no izy!fa diso frapy!z'afady :wink:
42. mishou ( 16/05/2005 21:53)
hatr@izao aloha de milay be izay hidirako e, satria milay beny cly ko
:* :* :* :* :*
tsy nanenennako mihitsy ny nanambady virtoaly an'ny lery
:} :} :} :} (l) (l) (l)
43. sasa ( 17/05/2005 05:49)
ary i dadabe sy bebe reto izany miady foana am alina klé, matanjaka kousa mbola tsy mitaky foana ve ny isan-jaza
44. dadabe ( 17/05/2005 07:27)
mishou>kay le ho an;i iartistika ve reo le :{:{
45. mamzelkely ( 17/05/2005 08:43)
:-D=))mampime re nareo !!!
46. yonikafopl ( 17/05/2005 09:12)
mishou sambats amintsy njy fa ny vadinjy azo tenenina, le fanambadiako virtoaly ve aky arakaraka ny hitenenana azy no vao maik amapirisika azy we atao vy kou, alefako any aminjy any io kalou teneninjy fa mety hiova ngamba, manaiky ve mifenty sa iartistika e!! iza marina kou:roll:
47. Mifenty ( 17/05/2005 09:56)


hey, tsy milamina ny tany ato kle.

mifenty sa iartistika aona ndray le.

Tena tsy milamina kle.

48. ari.malala ( 17/05/2005 10:05)
:-D misy mampirafy nga ato?

bravo bebe an! tsy niady nga nareo s'i dadabe de lasa tsy azo tenenina izy? :-D de le zanakareo fahafiry io mitomany eo am-baravarana io? :-
D

49. haingo23 ( 17/05/2005 10:33)
Tsy azoko intsony ity manamaina ataondry zalahy ity. Isaky ny misy lohahevitra dia tsy m aintsy manamaina foana. Mba ovay le lena indray fa dia maina foana e!
50. Mifenty ( 17/05/2005 13:42)


ka le lena kosa anie ry haingo23 afa afa ny miteny azy e

51. iartistika ( 17/05/2005 16:02)
fa in zany le lena zany??:°):@
52. Veloo ( 17/05/2005 17:09)
=))=))=))=))=))haingo23
53. iartistika ( 17/05/2005 18:30)
:roll:
54. mishou ( 17/05/2005 22:49)
yonika> rehefa mafy loha ny vadin-dry de totofy maina fa rehefa dizina loatra ve tsy hiova hevitra radem hi hi hi
55. sasa ( 18/05/2005 05:03)
dadabe, iartistika, sonwin, manomboka izao lety dia hoe andao hanalena indray no fiteny an, fa le sary kely ampetaka no tsy haiko fa raha mahita lisany dia mba omeo sopapa
haingo23 misotra tam le hevitra fa tena tsara dia tsara mintsy
veloo io indray njy
dadabe elah mba miova fa tena tadiavin'ny bebe aondrana elah any amin'ny mishou sy mifenty ( he he he zaza mandry)
56. Mifenty ( 18/05/2005 13:09)


ka le lena anie lty sarotra ita eh.

sady marina le oe inn ndray ny sary apetaka kle

57. mishou ( 18/05/2005 13:31)
reto tena adala be dol dol
ty indray apetaka de manalena doo dol lisany sady mando lava mihitsy @ izay azo antoka :cry::cry::cry::cry::cry:
hi hi hihi:-D:-D:-D:-D:-D
58. sasa ( 19/05/2005 04:46)
andao hanalena e:cry::cry::cry::cry:
59. Veloo ( 19/05/2005 17:33)
sasa za mime rehefa aiko doly ny dikan'ny resaka =))=))=))
ary rehefa misy ny manamaina sy pounk dia tezitra za fa tsy aiko :twisted::twisted:
60. yonikafopl ( 19/05/2005 19:31)
nareo ry reto tena efa manomboka manisy sira be lotra le resaka ato a!:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3067