13 mai : afaka aloha :-)

1. hery ( 14/05/2005 12:32)
Nihainohaino ihany aho fa tsy naheno hoe nisy blem ve tamin'ny 13 mai teo. Ny sasany mantsy saika hanararaotra io daty malaza io indray hidirana lalindalina @ politika...

Kinanjo mba nangina.

Angamba Vendredi 13 ilay 13 mai dia nangina kah :-)
novalian'i eh ny 15/05/2005 09:49
2. stephan ( 14/05/2005 13:53)
Tsia nisy mihitsy ny nitarika teny ankatso teny tao anatin'ny herinandro fa toa tsy nahovoka. Nefa manantena ny hanohy ihany amin'ity fifadiankanina izay tsy misy dikany sy hadalana hoy ny maro kokoa. Tsy ohatran'ny any Eoropa ny eto Madagasikara hoy ny maro kokoa io.
3. kitjo ( 14/05/2005 17:45)
Fanaovana grevy , raha ny fijeriko azy, toa tsy dia manaitra ny olona intsony any Dago. Raha tsy hoe mahazaka olona hatreny ambohijatovo ka hatreny @ gara.

Ny tariky ry Alain Ramaroson nanorona ilay fikambanana vao2 MCRS(?) no teny @ 13mai...niaraka tamindry Michelle Ratsivalaka, fa tamim-pilaminana
4. eh ( 15/05/2005 09:49)
ny sakafo sy ny filaminana zao no masaka ê! zany no tena hiketrehana fa tsy hanao grève indray!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6468