Tsia nisy mihitsy ny nitarika teny ankatso teny tao anatin'ny herinandro fa toa tsy nahovoka. Nefa manantena ny hanohy ihany amin'ity fifadiankanina izay tsy misy dikany sy hadalana hoy ny maro kokoa. Tsy ohatran'ny any Eoropa ny eto Madagasikara hoy ny maro kokoa io.
Fanaovana grevy , raha ny fijeriko azy, toa tsy dia manaitra ny olona intsony any Dago. Raha tsy hoe mahazaka olona hatreny ambohijatovo ka hatreny @ gara.
Ny tariky ry Alain Ramaroson nanorona ilay fikambanana vao2 MCRS(?) no teny @ 13mai...niaraka tamindry Michelle Ratsivalaka, fa tamim-pilaminana