Fandaharana tononkalo ao am RVG

1. lanto ( 12/05/2005 16:09)
Efa nisy resaka natsipiko ihany tao am forum RVG, fa ity kosa dia natao indrindra ho an'ny mpanoratra mametraka ny sanganasany ao am vetso.serasera.org

Manana soso-kevitra aho, ho an'izay afaka manao, mba hamaky ny sangan'asany, na izay mpanoratra tiany, hanao fandraisam-peo ary handefa izany ao amin'ny RVG. Izany dia hevitra azo avy amin'ilay "hira famelan-kafatra " natao mivantana ireny. Mahafinaritra ny namana ny maheno ny feon'ny namana sasany, indrindra moa fa hanolotra ny sangan'asany !

Soso-kevitra ny ahy fa izay fahafahantsika ihany. Ho an'izay tsy afaka mamaky dia hisy ihany fotoana hamakianay azy mivantana.

Manantena ny fiaraha-miasa.

radio_vazo_gasy@yahoo.fr
2. zakilinina ( 16/05/2005 21:07)
Tsara tokoa ny hevitrao ry Lanto ka ankasitrahako.
Miangavy an'izay afaka aho mba handray anjara.
3. chipie1 ( 18/05/2005 15:23)
maninona moa raha atomboky i lanto e ? efa hitako ny sangan'asanjy ao manko :-*
tsara ilay sosokevitra tohanako
4. lanto ( 19/05/2005 06:29)
chipie1> efa nanomboka aho kah ! fa tsy nenah no novakiko ! Henoy nge am saboty alina e !
zakilinina> misaotra anao d mianjy zany tsika :)
5. chipie1 ( 19/05/2005 17:59)
lanto > ok fa henoko zany , aminy firy eo ho eo akia ?:-P
6. lanto ( 21/05/2005 18:47)
amin'ny sivy :) afaka 15mn
7. yonikafopl ( 22/05/2005 13:57)
lanto waaaaaa za wa tsy maheno rvg am all de za dongy tsy hanao kalouuuu:( rehefa mandeha io vao mandefa za
8. lanto ( 22/05/2005 16:50)
yonika> hihihihi ok oa njy kou ! eraky ny forum izy miouinnnnnnnnnn hihihi

9. yonikafopl ( 23/05/2005 06:44)
lanto hihihhiih, efa namboarinay sy zanjy tam all de nandeha fa misy fahatapahany njainjay :)

avereno amzay le tantara fa za tsy naheno:(

handefa an le izy amzay za fa efa maheno rvg:-*
10. lanto ( 23/05/2005 08:03)
oupsss vao eo no lasa le fanazavana :) Arahabaina zany koa ! Dia mianjy zah an ! :-*
11. yonikafopl ( 23/05/2005 22:55)
lanto ok:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.175