Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fithy, milahatra araka ny daty
Fithy ( 12/05/2005 22:06)
misy karoty ve
Indray andro, ity tovolahy iray niditra ny fivarotana iray, Mpivarotra:Inona no hatao an-dRamose, Côca sa Sôda sa Fanta? Tovolahy: an an,..., Misy karôty ve? Mpivarotra:Tsy misy karôty lei... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:15
Fithy ( 12/05/2005 17:05)
Diakona mpiandry varavarana
Indray andro krismasy, hitantsika moa fa efa samy reraky ny fikarakarana daholo ny olona ka hany rehefa tonga ilay fotoan-dehibe dia mitaky ihany ny harerahana, torak'izay koa no mahazo ireny "Diakona... tohiny
novalian'i iriko ny 25/05/2005 15:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5296