misy karoty ve
1. Fithy
(
12/05/2005 22:06)
Indray andro, ity tovolahy iray niditra ny fivarotana iray,
Mpivarotra:Inona no hatao an-dRamose, Côca sa Sôda sa Fanta?
Tovolahy: an an,..., Misy karôty ve?
Mpivarotra:Tsy misy karôty leitsy ato amintsika
Lasa ilay tovolahy nandeha.
Dia mbola niverina indray izy ny ampitson'iny tao amin'ilay fivarotana.
Tovolahy: an an,..., Misy karôty ve?
Mpivarotra:Ary ialahy ity tena mananihany mihitsy an! (sady tezitra be), mbola miverena eo ange ialahy fa fantsihako amin'ny fantsika ny lohan'ialahy, lasa mandeha any....
Dia mbola niverina indray izy ny ampitson'iny tao amin'ilay fivarotana.
Mpivarotra:Karôty indray!? GRRRRRRR,%§&@...
Tovolahy: an an,..., Misy fantsika ve?
Mpivarotra:Tsy misy fantsika leitsy ato amintsika
Tovolahy: Misy "marteau" ve?
Mpivarotra:Tsy misy "marteau" koa leitsy ato a
Tovolahy: Misy karôty ve?
Mpivarotra:GGGGGGGGGGGRRRRRRRRRRRRRR
répondu par sasa le 01/06/2005 05:15
3. mishou
(
12/05/2005 22:33)
azony antoka kosa aloha hoe tsy ho voafantsika lery de nanontaniany @ izay ny notadiaviny
raha sipa de noeritreretiko hoe tokony ho "god" no notadiaviny fa saingy bandy de mandinika kely aho we atao inn karaoty :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =))
raha sipa de noeritreretiko hoe tokony ho "god" no notadiaviny fa saingy bandy de mandinika kely aho we atao inn karaoty :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =))
5. mishou
(
12/05/2005 22:46)
zany ve akia ry bebe> andraso aloha za hieritreritra ihany :wink: :wink: :wink:
7. dadabe
(
13/05/2005 03:04)
le resaka mampmeh fa le hidiran'ny pelaka amizany no tsy azoko ??? :-w
poun kely aza klou c ly a :-*
poun kely aza klou c ly a :-*
9. loloniary
(
13/05/2005 04:43)
sao de badalela de diso tsipelina ny fomba fiteniny ra-olona an?
karoty kosa ve rangahy na de pelaka aza?????
karoty kosa ve rangahy na de pelaka aza?????
14. sonwin
(
13/05/2005 10:39)
tsy kopy ve elah frera a :-D ^^ :-D :-D :-D :-D :-D
ok fithy an =D =D
poupoun kely aza e :@
ok fithy an =D =D
poupoun kely aza e :@
