misy karoty ve
30. sasa
(
17/05/2005 05:59)
ny concombre anie misy kely dia ny karoty kou misy lehibe fa sao dia noho izany mety foana na concombre na karoty
32. mishou
(
17/05/2005 23:08)
iartistika>resaka lavabe manaraka ny arabe izany fa mandehana aloha miverina miantra hoe atao inn karaoty, de inn avy no fomb azo ampiasana azy hi hih ihi:-D:-D:-D:-D:-P:-P:-P:-P
33. sasa
(
18/05/2005 05:15)
iartistika izany kou ve dia tsy hain'elah atao lasary ny karoty, dia azo afangaro amin'ny hena kou, dia mety afangaro amin'ny lasopy kou dia be da be ny azo ampiasana azy fa hianatra aty amiko elah dia tongava fa gratosy e
ary elaela i frera sonwin tsy nandalo an
ary elaela i frera sonwin tsy nandalo an
34. iartistika
(
21/05/2005 11:42)
sasa> ho any am là ve zà,ela tsy matiko lolo ko! vongo any ny modiko:-D:-D
