ramatoa be taona

1. xxx ( 13/05/2005 17:29)
Ahoana ny hevitrao, mety ve raha ny lehilahy no kely taona noho ny vadiny? Na tsy mitovy finoana? Na tsy mifandanja ny fianakaviana roatonta, izany hoe resaka ara-bola sy aratoe-tsaina mihitsy?
novalian'i pitchou ny 20/05/2005 21:00
2. xxx ( 13/05/2005 18:12)
manaona koa i xxx, amiko aloha dia tsy misy olana izany e! na tsy mitovy fihaviana aza rehefa ny fitiavana ny lehibe de ataovy izay mety e! sao dia tara eo enao
3. rpk ( 13/05/2005 18:17)
[quote=xxx]
zay le tsy lasa mihitsy. F'angah ry 'reto vitanareo mi'tsam rery ny fiainana an???
4. tsondjo ( 13/05/2005 18:21)
fa ahoana no tsy lasa ry rpk?? inona ny olana??
Inona kay no idiran'ny resaka ara-bola & finoana @ fitiavana???ry xxx?? :roll:
5. felicia ( 13/05/2005 18:27)
rpk sy xxx samy manana ny safidiny ny olona...eto indray isika @ le resaka fanavakavahana.Miova fotsiny ny fanontaniana fa ny eo ihany no eo...i djoulambout efa nanao an'io dinika io,na dia somary miova ary ny fanontaniana :°) ...na tsisy vola na katolika na protestant na vazaha na gasy na vehivavy lehibe kokoa noho ny lehilahy,safidy io...rehefa mifankatia dia izay,tsy varotr'alika akory izy io ka hifanerena,samy olon-dehibe tsisy forcé eo.
6. pitchou ( 13/05/2005 22:47)
tsy hitako ze olana raha ianao hanana azy aza roboka be
7. mariotia ( 14/05/2005 04:15)
Tsy misy force na ny fitiavana fa samy tia matoa miaraka ; ary teny ierana ny fivadiana fa na eny @ firaisana aza ianao mbola anontaniana ; ka izay tianao ihany io ; fa na lehibe aza ilay vhv rehefa tianao izy de izay ; tsy misy hidiran'ny vavan'ny olona izany fa ianao ihany
8. kally ( 14/05/2005 06:43)
Izay mantsy ho'a,ny lehilahy manambady vehivavy kely taona ka nahoana ny vehivavy no tsy mba hanambady lehilahy kely taona noho izy?Rehefa mifankatia dia izay fa raha matahotra ny vavam-bahoaka sy menamenatra amin'izany aza miroso fa tsy mendrika azy akory ianao raha izany!
9. mamzelkely ( 14/05/2005 07:52)
za tsy manenjika le lelà miaraka am vevavy zokiny fa ra ny tena tiko alo de ny vavy no zandriny fa io zay tina ihany io ra resaka fihavina sy finona dray tsy hitako zay hidiran'ireo am resaka fitaiavana refa tia enao de tia olompbelona mitovy amnao ihany io ko inn ny problema? 8) :wink:
10. mishou ( 14/05/2005 13:21)
andramo ry zareo de ho hitanareo de manaova tantara lavabe eto rehefa avy eo, aza manambady avy hatrany aloha , fa miaraha @ bandy zandrinao 10 taona de ho hitanao tsara fa marary ny fonao ny hiafarany, de miaraha @ kofy tsy mitovy fari-panana aminao de ho hitanao fa atsimo sy avaratra ny feeling, fa misaraka ho azy io e, fa ny finoana aloha tsy haiko e, toa tsy de maninona iny raha tsy hilana vanona
:-P :-P :-P :-P
11. mamzelkely ( 14/05/2005 13:29)
de ra mahay mis'adapter amny fomba fiainanao kosa le olona de aôna?
12. mamzelkely ( 14/05/2005 13:31)
za ra resaka fihavina zany tsy sarotiny fa dadanay sy mamanay nosarotiny amzany!!! satri fitaizana taloha no nitaizana azy reo
13. xxx ( 14/05/2005 14:25)
inona moa no tokony hanakana ny fiarahanareo raha tena mifankatia? fa raha izany fanontaninanao izany no manalasala anao na @ lafiny inona na inona dia tsy misy fitiavana izany ao fa resabe fotsiny.
14. sipagasy ( 14/05/2005 19:20)
mitovy hevitra @ i xxx amboniko io koa e!, ny fitiavana tsy tokony hisy fanontaniana akory fa we tiako izy satria...... tiako hihihi :lol:
15. fijo ( 19/05/2005 04:54)
tsy mety foana izany e.misy risika raha ny sipa no zoki be.manambadia sipa 45 taona ahita azy
16. pitchou ( 20/05/2005 21:00)
inona no risika be ry fijo? risika ho an'iza @ lafiny inona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4632