Governemanta malagasy

1. hery ( 07/05/2005 07:32)
Resaka tantara mifandraika amin'ny politika. Mba te hahafantatra aho ny momba ny governemanta nifandimby hatramin'izay. Oviana moa no tena azo lazaina hoe nisy governemanta tao Madagasikara? Dia inona avy ny firafitra nisy tamin'izany?
http://mg.wikipedia.org/wiki/Governemanta_Malagasy raha misy afaka manampy.
novalian'i sonwin ny 07/05/2005 15:42
2. mishou ( 07/05/2005 09:22)
tena tsy à la page resaka politika fa ny anay ny zava-bita ihany no fantatray e. Miala tsiny e :cry: :cry: :cry:
3. hery ( 07/05/2005 09:41)
:-) fantatr'i mishou ve hoe iza no Praiminisitra amin'izao fotoana izao?... raha mahalala an'io dia alapazy zay. Ary izay dia efa ilaina.
4. sonwin ( 07/05/2005 15:42)
Ts azoko tsara...fenoina ve izany eo amin'ilay hoe ovay amin'io jereo eto io sa apetraka eto amin'ity forum ity izay fantatra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0897