Picasa : fandrindrana sary

1. hery ( 16/05/2005 16:40)
Hatramin'ny nividianan'ny google.com azy dia miha-betsaka ny mpampiasa ny Picasa izay fitaovana fandrindrana ny sary ao anatin'ny ordinateranao.
Ny Picasa dia maimaim-poana http://www.picasa.com/ malaky ary mahasolo ny Microsoft picture-it tanteraka.

Rehefa manana picasa ianao, ka manana adiresy imailaka gmail.com dia afaka mandefa sary hatramin'ny 10MB

Raha te hanana adiresy gmail dia http://fitaovana.blogspot.com/2005/05/fanasna-gmail.html

2. rhevinilsen ( 20/05/2005 23:42)
tsy voafetra ho 10MB fotsiny ry Hery
fa na firy giga a
mampiasa HELLO fotsiny miaraka @ le pikasa dia afaka mi-post ny sarinao any @ BLOGGER, izay azonao antsoina n'aiza n'aiza ny sary (reference)
http://www.hello.com
http://www.blogger.com
3. Kintanakely ( 16/06/2005 14:06)
Misaotra anareo ary fa de andramana reo rehefa tonga ny tsy maintsy ilana azy:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5836