sipa eto Tanà
1. xxx
(
15/05/2005 08:43)
Fa maninona kay ny ankamaroan’sipa eto Antananarivo refa tsara tarehy izay no raha tsy fohy kely de mahia kely?
novalian'i RADOUXE ny 25/09/2005 14:14
5. felicia
(
15/05/2005 22:23)
hitanao ny asiatika efa io no bika...ny gasy taranaka malesiana sy indonesiana...izay le caracteristique n'ilay fiaviana,tsora re izany an...
6. Mandee
(
16/05/2005 12:50)
za kosa sipa ao tana fa mba lava ê!! fa de tsy aiko na ho manja @ xxx zako! za manao baskety taloha! :}
7. Mandee
(
16/05/2005 12:51)
za kosa sipa ao tana fa mba lava ê!! fa de tsy aiko na ho manja @ xxx zako! za manao baskety taloha! :}
8. booboo
(
16/05/2005 12:59)
ka efa zay ny toe-batany dia fa maninn aôna ? ny antony ndray anontanio an'ireny mpanao siansa ireny fa ho hazavainy aminô @ antsipirahany ...dé mazotoa mihaino :°)
9. jentilisa
(
17/05/2005 05:17)
Ka tonga ireny dia matahotra mihinana tavin-kena fa mitsinjo ny bika aman-tarehiny ohatr'izay ko!
10. JOUJOUM
(
17/05/2005 06:45)
Eo ihany izay fa ny tena problème dia ny fahadiovana. Tsy mahay midio ny sipa eto Tanà.
Asa nahoana ? Tena fitaizana angamba fa tena indraindray tena tsy zaka.
Asa nahoana ? Tena fitaizana angamba fa tena indraindray tena tsy zaka.
11. JOUJOUM
(
17/05/2005 06:55)
Marina izany fa ny tena problème dia tsy mahay manadio ny tenany ny sipa eto Tana. tsy mahay misasa hany ka tena tsy tanty
12. sasa
(
17/05/2005 07:06)
le exception tsy maintsy misy fona, misy ny sady lava no tsy mahia nefa manja,
tsy dia misy hidiran'ny hamanjana le sipa tsy misasa klé fa za mahita hoe misy foana ny sipa tsy misasa na tsy eto tana ary
tsy dia misy hidiran'ny hamanjana le sipa tsy misasa klé fa za mahita hoe misy foana ny sipa tsy misasa na tsy eto tana ary
13. johan
(
17/05/2005 08:14)
tena marina io, ze sipa tiako tô fohy kely jiaby, soa ihany aho fa nahita sipa manja kely nefa lava!
hihihihihi
hihihihihi
16. Mandamina
(
17/05/2005 09:03)
tsara tarehy fohy kely zany na tsara tarehy mahia kely ka voa-tondro iray no tsininy :lol:
version originale: "tsara tarehy petak'orina, ka voa-tondro iray no tsininy" (ny Ntaolo no namorona an'io fa tsy zà an :wink:
fa na fohy na mahia refa tiana mitombo tarehy eh!!
version originale: "tsara tarehy petak'orina, ka voa-tondro iray no tsininy" (ny Ntaolo no namorona an'io fa tsy zà an :wink:
fa na fohy na mahia refa tiana mitombo tarehy eh!!
18. mamzelkely
(
17/05/2005 10:57)
JOUJOUM< sô de mba tsy rariny kosa io zvt teneninao enao zany no ratsy fianjera fa tsy ny sipa rht eto tana kosa de ôtran'izany dôly...:evil:
19. ari.malala
(
17/05/2005 11:54)
JOUJOUM:
Marina izany fa ny tena problème dia tsy mahay manadio ny tenany ny sipa eto Tana. tsy mahay misasa hany ka tena tsy tanty
nahazaka sipa tsy nisasa tany nga enao ko ny sipa rehetra no indray ataonao anaty lasaka oe tsy misasa?! moramora ihany le jugemen,t hatif le!:evil::evil: