sipa eto Tanà

21. felicia ( 18/05/2005 00:28)
JOUJOUM:

Eo ihany izay fa ny tena problème dia ny fahadiovana. Tsy mahay midio ny sipa eto Tanà.
Asa nahoana ? Tena fitaizana angamba fa tena indraindray tena tsy zaka.



avadibadio im-pito oa ny lela vao miteny.au lieu dia mitaniteny foana...:twisted:norofinao daholo angaha ny sipa tao tana ka hitanao hoe tsy mahay misasa...samy mba olon-dehibe daholo angamba isika eto ka mba mieritrereta tsara alohan'ny mitsaratsara ny ankampoben'olona:twisted:
22. sasa ( 18/05/2005 05:53)
ari-malala, felicia=D=D=D
23. rpk ( 18/05/2005 11:28)
betsaka kalou le sipa manitra be reny eh! tena be de be...le lazain-dry zalah we, le hotran'ny tsy mikàkà ireny...:-D
24. mamzelkely ( 18/05/2005 11:40)
ho an JOUJOUM aza miaraka am sipa aveto tana tsony refa tsy tianao zahay fa aza stereotyper-na le resaka fa mahatezitra:x:evil:
25. sonwin ( 18/05/2005 14:00)
ka ny mahatonga an'io i JOUJOUM sendra ny sipa tsy misasa...ileiry mitsy no tena kofa venjana ka ts mahay mijery ny madio e
26. felicia ( 18/05/2005 23:58)
sonwin:

ka ny mahatonga an'io i JOUJOUM sendra ny sipa tsy misasa...ileiry mitsy no tena kofa venjana ka ts mahay mijery ny madio e



zay mihitsy angamba...joujoum a...za zao tsy avy au tana,fa lehibe tao,ary ny ankizivavy namako rehetra madio daholo,ny fahadiovana ts'isy hoe avy ao tana na avy any farafangana na toamasina sns...personel io ka mba halaviro hoa le saina fa aza mba nofa be ohat'rzany...@ zao fotoana izao ve dia mbola misy jeuna manana toe-tsaina maha-menatra hoatr'izany:twisted::twisted::twisted:
27. fijo ( 19/05/2005 04:48)
nen'i joujoum kosa ngamba le ao tsaralalana no azony,ka aiza no tsy ho izany.tsy misy fotoana hisasana iny ry akama,fa maika hiandry ny manaraka an
28. sonwin ( 19/05/2005 09:13)
marina zany zoky an:-D
29. mamzelkely ( 19/05/2005 10:31)
JOUJOUM< \"qui se ressemble s\'assemble\" hozizy le fiteny mahazatra zay:x
30. fijo ( 19/05/2005 21:50)
joujoum,mitadiava hafa fa aza ao tsaralalana foana e
31. mamzelkely ( 20/05/2005 06:24)
sipa bedabe eto am tanana io ve ranga de JOUJOUM tojo le tsy misasa:-Dakorinao zay!!!
32. welie ( 20/05/2005 13:00)
JOUJOUM> Ka ny sipa mba tianareo kosa aza no sao dé lé sipa tsy misasa e? Sa efa lasa andrehimby (aimant) @ sipa tsy misasa enao? :-P

fijo> Kay kosany e!... Hahahahhahah..... :-D
33. rpk ( 20/05/2005 14:27)
welie:

JOUJOUM> Ka ny sipa mba tianareo kosa aza no sao dé lé sipa tsy misasa e? Sa efa lasa andrehimby (aimant) @ sipa tsy misasa enao? :-P

fijo> Kay kosany e!... Hahahahhahah..... :-D

ny sipa retra de misasa daholo. ka refa maloto de misasa avokoa.tsy misy izay tsy misasa izany satria ny fisasana no fahadivana. Refa avy madio sy avy nisasa de rahampitso koa mbola hisasa ary hisasa hatrany...fa avadiko ny resaka...nareo mba milaza sipa ho tsy misasa io mou mba manitra tongotra daholo?=))Ny kôfy indray matetika de manimanitra frômazy zay eh=))=))

34. rurik ( 17/06/2005 11:21)
:evil::evil:aza omena tsiny izy ry reto fa hitanareo ny sipa nahitany an'izany ilay olona tsy manana trano ireny ilay matory eny andalana , mitady sakafo eny @ zory reny e! ka aiza kosa moa no hisasany dia diniho fa i xxx koa zany dia ohatran'izany e tena tsy azo ihainana mihintsy hm na izy ary tsy milaza ny anarany ko:evil::evil::evil::evil::evil:
35. ari.malala ( 17/06/2005 14:28)
rpk> ie, za kosa alo tsy maimbo tongotra ê! :) fa misy fanafodiny nge io from io ê! :)
36. Tnet ( 22/06/2005 06:31)
Inona daholo zany?
37. aliotsy ( 22/06/2005 06:41)
asiana alamo ny tsongotra dia tsy maimbo
38. ari.malala ( 22/06/2005 13:50)
sasao foana ko! :)
39. fijo ( 22/06/2005 22:25)
welie hita fa izany ko.
ari malala hay ve mila sasana isanandro ny tongotsa e.hummmmm
40. ari.malala ( 28/06/2005 08:46)
odry! fa isaky ny inona no manasa tongotra ity ianao? sa ve sanatria tsy manasa mintsy?:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3463