fitiavana ihany eh

1. rpk ( 23/05/2005 08:34)
mba misy fanontaniana manitikitika ny saiko ity ra mba misy afaka mamaly: ampy iaretana toetran'olona iray ve ny fitiavana eo @ olon-droa?:D
novalian'i jentilisa ny 27/05/2005 08:36
2. hasinah ( 23/05/2005 09:03)
rpk raha tia dia afaka tsy miharitra angamba aloha no hilazako izany fa mifamolaka toetra ao! entina amin'ny fifanitsiana ilay izy k
3. hasinah ( 23/05/2005 09:03)
rpk raha tia dia afaka tsy miharitra angamba aloha no hilazako izany fa mifamolaka toetra ao! entina amin'ny fifanitsiana ilay izy k
4. poupounesana ( 23/05/2005 09:14)
miankina amin'ilay toetra io ka! rah toetra tena ratsy d mba anjaran'ny iray ny manova (adidy mihitys aza)! rah toetra tsy zakanao fotsiny kanefa azo leferina sy tsy mifanohitra @ ny lalanann'ny fiarahamonina d tokny zakaina rehefa tena tia
5. pika ( 23/05/2005 09:30)
arakarak'ilay toetra io fa raha ny tena izy dia aza mitia olona raha tsy hitanao ny toetra ratsikeliny(faiblesse ...) ary iny aza no tokony hitiavanao azy.
oh hoe izy masintsika kely iny no nitiavanao azy
ny tena toetra ratsy be kosa aloha tsy fantatrao talohan'ny niarahanaeo nefa hitanao dia aza mamono tena e fihafiana ny fitiavana fa tsy fijaliana
6. ari.malala ( 23/05/2005 09:51)
miaritra @ lafiny inona moa aloha? raha efa vady dia tokony satria efa nifanao voady, fa raha mbola mpisipa fotsiny dia mifanitsy aloha fa rehefa tena tsy zaka dia mifampitsodrano e! ilay hoe mifamolaka angamba tsy dia tiako fa ko raha tsy biby ko mila folahina!
7. Noudeu ( 23/05/2005 09:58)
K rah tena tia anao koa lé ol io tokony vonona ny hiova ho anao nge izy e! Asany alou e!
8. chipie1 ( 23/05/2005 10:36)
ny tarehy ratsy no tsy azo ovana fa ny toetra azo ialàna !:lol:
9. Mandamina ( 23/05/2005 13:28)
"ny Fitiavana manarona ota maro"...
ny olon atsy tonga lafatra, nefa misy ny zavatra azo zakina sy tsy azo, raha mbola tsy mpivady dia azo atao tsara ny mifampitaiza (tsy dia tiako ko ilay hoe mifamolaka ;-)) ny tena fitiavan diatokony ahitana fifaliana hatrany, ka rha tsy hitanao izay fifaliana izay, aza mampijaly zava-manan'aina, fa katsaho mandrakariva izay ahitana fifaliana sy fiadanam-po sy saina, fa aza mitady ny 100 % ko fa tsy ahita enao, refa fa mba mahita ny 60% ohatra dia koloina ho tona any @ 95%
10. rpk ( 23/05/2005 14:12)
mba azavao kely avy we le 60% sy 95%:/
11. sonwin ( 23/05/2005 14:27)
azavao marina hoe:)

Poupou> ary ndry mahay mitia mintsy an:wink:
12. Noudeu ( 23/05/2005 17:07)
Tena lasa misy règle de trois b zany iz ty sa aôna? F'ao anatin'zay cas zay nga enao ry rpk?
13. Mandamina ( 24/05/2005 05:36)
azavaina ndray zany lé 60% sy 95%?
ny toetra eo amin'ny olona iray no tiana hambara eto, ka ny toetra tsara ao aminy io isan-jato omena io, ny hoe tsara mo zany dia arakarak'ilay olona mijery sy tia, satria samy manana ny idealiny ny tsirairay, ka rehefa hitanao fa mahita ny 60% n-ilay idealinao enao de ataoko fa efa tsara izay hirosoanao lalindalina kokoa, ary hikoloanao sy hifampitaizanao amin'ilay olon-tiana mba hitombo io60% io, ka hiatsara kokoa hatrany, fa tsy hiaratsy sanatrian'izany, ary izay mo no antonyhampiarahana alohan'nhy tena hirosoana amin'ny fanambadiana,mifampizaha toetra satria olona roa tsy mitovy fiahaviana, tsy mitovy fomba fiainana, tsy mitovy fahaizana sy fahalalana, no miezaka mifanantona sy te hanangana zavatra izay matotra, ka ao anatin'ny fampiarahana moa rehefa ita fa tsy mifanraka nt tadin-dokanga, aza terena fa tsy mety, manimba ny ho avy zany, dia mazoto mampiaraka e, fa aza mampijaly zanak'olona fotsiny :wink:
14. poupounesana ( 25/05/2005 05:43)
sonwin, :wink: :-D:-D:-D io ndray enao ah! ary inn ny hevitrao momba ilay lohahevitra eh?
15. sonwin ( 25/05/2005 18:31)
:wink:poupou..tsy mbola manan-kevitra za hatreto aloha, efa voalazan-dry ny tena izy:)
16. dadabe ( 26/05/2005 17:30)
zah klou tsy naharaka de aleko mangina e:?
17. fijo ( 27/05/2005 04:47)
za koa ra dada toa very ihany ko.
18. jentilisa ( 27/05/2005 08:36)
Mety tsy ho very ianareo fa demi-terrain ilay lalao fa ianareo miandry valim-panafihana fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.332