ra8 sy ny politikany

1. zefalah ( 23/05/2005 00:20)
Tanana tsy mivokona @zany tsy mivokona tsony.
Mety ve ny Zavatra ataon'ny Andriamatoa Ra8manana @zao?
Tsy mahazo manafatra menaka!
vary aonjana.
karaman'ny mpiasa tsy miakatra.
Fianana miakatra sy midina toiny silipona makorela.
Ny evitra farany dia Zao.
atao ze mety elan'takaka eo..Fa efa leo ny vahoka.
Satria na zavatra tokony tsy apekarina aza napekariny
Jiro sy rano zao efa @na million,ny olona tsy afaka mampiditra zavatra ao dago?
Fa navita fenarana @ inona marina mo ledala io e?
Andrara-ze matrapa tena ny mampiala azy eo fahingana
Ndao hikambana ry zareo a!! Atao ze elan'io eo.
fa mankaleo be,na ny mijery azy aza.

novalian'i zandrypte ny 27/05/2005 17:22
2. Rainiboto ( 23/05/2005 01:01)
Mikasika ny Lahmeyer International: io no nahazo ny fifanarahana hitantana ny JIRAMA, nefa orinasa efa fanta-daza eran-tany fa mpanome kolikoly ny tomponandraikim-panjakana any @ izay firenena itadiavany marché publics. Asa na kolikoly toy izany koa no nahazoany ny hinatnana ny JIRAMA izao, fa toa vao mainka mitombo ny olan'ny JIRAMA hatr@ izay nitantanany azy: delestage, ny jiro any @ faritra avaratry ny Nosy tapaka, ...
Jereo http://www.odiousdebts.org/odiousdebts/index.cfm?DSP=content&ContentID=12075
fa efa tratra tany Lesotho hoe nanao kolikoly tany.
3. pika ( 23/05/2005 04:31)
calme ihany aloha zafalah ny azy mantsy izay mba maneho hevitra na manampotsipotsitra ny .....dia tsy maintsy ataony izay ....ny grève aloha tsy vahaolana intsony ny fifidianan koa efa ho avy ka asakasak'i ramalagasy indray io e na mbola hiroboka ao anatin'ny toky fitaka :twisted:
4. ainaheri ( 23/05/2005 08:08)
Ny fitondrandra8 fitondran'ny mpanankarena!!
Hmm milaza nareo fa ho avy ny fifidiana jereo mo fa vohizina any @ tantsaha ndray ny resaka @ taona ho avy io ee efa mande ny propagandy d mody atao zao fanampina madinidinika zao mba ifidianan'ny tantsaha azy otran'ny lay teo aloha ihany eee!!
5. xxx ( 23/05/2005 08:25)
tsy efa mazava ny zava-misy @ zao fotoana zao e
fa matoa isika tsy miteny dia mbola mazaka ny zava-miseho sy ny zavatra ataon'ni ra8
fa refa vonona hanoitra sy hilaza ny zava-marina isika dia andao hijoro fa aza mandany andro fa mande nge ny fotoana de plus ny ho avin'ny aoriana nge no jerena eeeeeeeeeeee
6. pika ( 23/05/2005 09:33)
inona ary no tokony atontsika hoy ianareo @zao fitondrana dictature izao jereo fotsiny ary ny mpianatra migirevy teny ...efa jereo ny nanaovany azy ?
sao mba misy vahaolana hafa kokoa
7. Chuan ( 23/05/2005 14:51)
Iaraha-mahatsapa ny fahasarotan`ny fiainana am`zao fotoana izao ary ny reaction`ny fitondràna am`zay fitakiana samihafa etsy sy eroa .Raha ny fandinihiko ny olona kanefa dia tsy te hiherika ny hidina an-dalambe intsony ny vahoaka satria mafimafy ny nanarina iny 6-mbolana grevy iny teto am`tanàna ary azo lazaina fa mbola tsy tafarina mihitsy h@zao . Ny fanonganam-panjakàna koa etsy andaniny tsy vahaolana satria mipetraka ny fanontaniana hoe \" Iza ao amin`ny antoko mpanohitra \" ankehitriny no mety hahavita ny zavatra vitan-dRa8 tao anatin`ny 3 taona h@ zao ! ary iza ao amin`ny mpanohitra no mahazo ny fitokisan`ny mpamatsy vola miohatra amin-dra8 amin`izao fotoana izao ? Ireo be resaka ao am`mpanohitra izay voailika dia saika olona efa teo no nalàna satria lany andro be loatra tam`resaka politika ady an-trano sy fitadiavan-tseza ho entina manao kolikoly samihafa hany ka tsy mahazo ny fon`ny olona loatra .Ny hetsiky ny Mpanohitra anefa tsy mahazo olona raha toa ka tsy mbola resy lahatra ny besinimaro fa manao ankamehana ny fitondràna satria masimandidy ny vahoaka .Ny dikan`izany dia mbola maro an`isa ny olona manantena zavatra amin`io fitondràna io h@ 2007 fiafaran`ny mandat ka ho sarotra ho an`ny mpanohitra ny handrava izany satria ny vahoaka no ao ambadika . Ho fehin`izay , dia ho hita eo ny ezaky ny fitondràna amin`ny resaka ekonomia amin`ny 3 taona manaraka ka miankina amin`izany no mety hanalàn`ny VAHOAKA azy na tsia ary izany dia ao anatin`ny fifidianana ihany fa ny ankoatran`izay dia korontana tsy ahitam-boka-tsoa ho an`ny firenena mihitsy .
8. Chuan ( 23/05/2005 14:53)

9. Chuan ( 23/05/2005 14:53)

10. Chuan ( 23/05/2005 14:53)

11. xxx ( 23/05/2005 16:41)
Mety marina daholo izany, na tena marina mihitsy aza, kanefa , ianareo ve mahatoky an'ireo milaza fa mpanohitra ireo , aleo tsy tononina mihitsy ny anarany satria ny fankalazana tena mihitsy no tena tadiaviny. Ny greve aloha dia tsy vahaolana intsony e, ny gouvernement de transition koa dia tsy havitana n'inon'inona fa fizarana seza fotsiny. Izaho aloha dia faly fa tsara ny lalana e. Izao dia miombon-kevitra @ Ra-chuan fa aleo handrasana ny fifidianana. Kely ange sisa e!

Ny decision economique ange tsy azo hanaovana conclusion hative, fa mila fotoana vao hita ny tena vokany e. Ka hiteny isika hoe ahoana ny detaxation? Ary raha ohatra ary ka tena misy vokany io atsy ho atsy dia ahoana indray?
12. Tanala ( 23/05/2005 19:16)
Zao ry zareo mitovy ihany ny tanjona angamba ny hampandroso ny firenena. Fa ny ahy ny zavatra mba tena ao an-dohako dia ty, tsy ny tsangan\'olona X ho filoha no zava-dehibe, fa ny firaisan-tsaina amin\'X no hampandrosona.
Tsy efa mba manana experience ihany ve ny gasy @ io taranja io e.
Iza @ nareo ary no afaka hampanan-tena hoe i X vaovao no hitondra inona vaovao.
Tsy mbola misy nanamporofo hatramin\'izao.
13. xxx ( 23/05/2005 19:42)
Ka ny olana ho ahy dia ny fisian'ny miaramila izay mandry am-baiko hana ka na dia mahita fa tsy mety ny ataony ao ambony dia voatery manaraka ny baiko fotsiny . Aza mba misy manomboka an'io grevy io ange fa voasambotra e. Raha misy général iray na colonel fotsiny anie ka mioko miaraka amin'ny vahoaka dia izay io e . Zavatra hitako amin'ny firenena hafa dia ny miaramila hatrany no saika mampijaly ny vahoaka te-hiaina ao anaty fahalalahana sy fahafahana . Ho ahy de tena nandiso fanatenana tanteraka ny filoha ankehitriny . Ny olona no tsy sahy mitroatra ange ka matahotra ny voasambotry ny miaramila e, nefa raha mba mahatsapa izy ireny tsy rariny izao dia tokony mba homba ny vahoaka fa tsy homba an-dRa huit.
Fahamarinana sy Fahamasinana VE io ? Non
14. Tanala ( 23/05/2005 20:19)
TSy olona zany ry Xxx fa hatsangano eo @ 13 Mai ny Ra8 vaovao, miaraka CV misy trak'efa ( hoe iza avy ny firenena anatin'ny 20 mahantra ndrindra efa noentiny nandroso tao anatiny 3 taona, tsy nisendra olana ara-tsolitany tao) dia avy zahay a. Tsy sarotra izany.

15. cheboman ( 24/05/2005 15:55)
io an-ra X tsy mitonona anrana io mintsy lay fomba fisainan'ny mpitondra taloha ka nahatonga ny karaman'ny miaramila nidangana be mba ho fanambatambazana azy ireo hiarovana seza
16. pwarkerry ( 24/05/2005 16:33)
zao letsy ny solution aminio ravao io an !
amiko ! tsy misy afa tsy ny fandraisan'ny Miaramila ny fitondrana ny vaholana malaky sady efficace .
vonona otran'ny tcheceskou na otrany kabila rainy e!
ny tena olana anefa ! tska gasy maleilemy lotra . na koa hoe attentat a la voiture piégé de vita ny aminy .
ny ao aminio officier be dia be ao dago ao io ve de tsy afaka mikonona fanonganampajakana . mahereza ry gasy an ! sitrapo io !

17. iartistika ( 24/05/2005 17:16)
ary mitady hamono olona ty akama ty zany?
18. Akama1 ( 24/05/2005 19:30)
Mampalahelo raha toy izany ny fisainanao .Izahay leity mijaly fa aleonay ihany Ra8 fa tena efa ampy anay ny nanjo anay nandritra ny amampolotaonany maro an.Ary tsy misy ho azonao amin'izany grevy sy fanonganana izany intsony fa efa lany andro izany .Dia sur ve ialahy fa raha voahongan'ialahy ra8 dia hiantona tsy hiboritsaka, intsony amin'izay ilay silipy.
19. maditra ( 24/05/2005 21:53)
Mitovitovy amin'ilay sujet atsy ambadika ihany manko ity, ka averiko koa, sao dia mba tsy fanonganam-panjakana, na fampihorohoroana ny vahoaka amin'ny miaramila (na polisy efa be sosy be) no vahaolana.
Tokony esorina antsaina kosa aloha ilay hoe, Ra8 vaovao e. F'angaha izy ity Ra8 ihany no reference. Ary tokony tsy atao ao an-tsaina koa ilay hoe, efa reraka ny fampanantenana poak'aty izahay ka tsy hiaino olona intsony. Raha mbola ireo ihany dia sady tsy handroso ara-toekarena isika no tsy handroso ara-pomba fisainana koa. Izay solution kosa aloha, tsy mbola mahita zah hoe. Ankoatry ny hoe, miandry fifidianana. Avelao ny vahoaka hitsara!
20. rrh102 ( 25/05/2005 09:38)
saly daholo e !

Ny an-dRavalo indray dia izay manao izay matafalantsaka anao izy dia avy eo \" dia minoa fotsiny ihany \", fa ny gasy tsy ampy sakafo tsy ao anatin\'ny programany mihintsy, fa toky fitaka izao , fa ny hatao no hita, ambava homana ampo miheritra hoy ntaolo.
Ka mahereza daholo ry namana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1568