ra8 sy ny politikany

21. zefalah ( 25/05/2005 22:48)
vita hony ny lalana e!! maketsy e!! makaro e!!
Nefa lalana ve de avoky?
22. zefalah ( 25/05/2005 22:56)
vita hony ny lalana e!! maketsy e!! makaro e!!
Nefa lalana ve de avoky?
23. zefalah ( 25/05/2005 22:56)
vita hony ny lalana e!! maketsy e!! makaro e!!
Nefa lalana ve de avoky?
24. Akama1 ( 26/05/2005 14:59)
ary @ ialahy izany dia tsy misy dikany ny lalana .Hitako no napoakan'ny sasany koa ny tetezana .Tsy omeko tsiny leitsyialahy raha miteny izany satria na ny pseudo an'ialahy aza dia milaza zavatra koa.Ny lalana ange leitsy no amoahana ny vokatra e.Sa ialahy angamba anisan'ireny olona mahazo tombotsoa @ faratsian'ny lalana ireny koh.AZA DIA FALY NY MANARATSY FOTINY LEITSY FA TSY TOY TALOHA INTSONY AKORY NY GASY KA AMBAKAIN4IALAHY .nA NOANA AZA IZY DIA MBOLA MISAINA FA TSY.....
25. maditra ( 26/05/2005 16:59)
akama> Manaiky ny ankabeazan'ny zavatra tenenin'la zah ankoatrin'ity: "NA NOANA AZA IZY MBOLA MISAINA FA TSY..."! rehefa noana lesy dia mivezivezy ho azy ny saina. Manaiky ny fahamarinan'io ohabolana io tanteraka aho. Noho izany, marina fa tsara ny lalana, ary mankasitraka ny fitondram-panjakana koa aho amin'izany fa mila voky kosa aloha ny Malagasy izay vao mba afaka misaina tsara e!:)
26. zandrypte ( 27/05/2005 17:22)
Ny strategi nge letsy ry zala no tena milay kobona satria efa tena trop ny zava-misy
aty @tanana mila mihogahoga any @ any ampita no fika hitako. @ human rights watch ohatra @ireo gadra politika sy ireo zai tratrany detention abitraire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2677