Maintimolaly SFX Fianarantsoa

1. Narilala ( 22/05/2005 07:58)
Sao mba misy amintsika namana eto @ serasera mpianatra tao @ SFX Fianarantsoa, na prom tranainy na vao haingana, mba mifampizara eto @ forum ny fiainana fahiny tao @ kolejy. Za mantsy mpianatra tany fahiny; tena nahitana soa be io Kolejy io ka sarotra hadino. Betsaka ny fahasoavana notovozina tao na fahaizana na fahendrena fa indrindra finoana. Misaotra ny mpanabe rehetra indrindra fa ny Fikambanan'ny Zezoita fa izy ireny no fitaovana nampiasain'Andriamanitra namolavola ireo tanora marobe nandalo tao.
Tsy hadino ilay hira Faneva: "Ry Mpiaro masina mahery".
novalian'i Tirah ny 10/10/2005 22:31
2. haingo23 ( 23/05/2005 07:38)
Izaho dia nianatra tao @ SFX nanomboka ny classe de 6e ka hatr@ Tle. Afaka bacc t@ 1985. Dia ahoana ??? Ianao mba t@ oviana no tao. Raha t@ io fotoana io dia vitsy no tsy mahalala ahy satria nanao sport be aho eny fa na dia tsy nianatra tao intsony aza.
3. Narilala ( 23/05/2005 10:35)
haingo23: izaho indray folo taona taty aorianao no nianatra tao, 2nde hatr@ Tle. Fa mbola nalaza be aloha ny sport tao t@ izahay nianatra tao
4. haingo23 ( 23/05/2005 11:31)
T@ taona 1993 aho niala tao Ftsoa ary tsy nandalo firy tao @ SFX intsony. Efa vitsy no mahalala ahy ao izao. T@ andron'ny Frera Fazio no nandehanako tao farany. Izy iny mantsy no mba nanohana ahy na t@ fianarana na t@ sport. Eny fa na dia tsy nianatra tao intsony aho dia mbola antsoiny foana hanao baolina.
5. fijo ( 25/05/2005 22:14)
haingo kay tsika sy ndry niara hafaka bac
6. dadabe ( 26/05/2005 07:04)
zah kou mou tao sa tsy tao re e:-@
7. fijo ( 26/05/2005 22:46)
ahoana marina ltia
8. cowboy ( 01/09/2005 15:08)
agnay 6ème(1994) ro niditsa tao, de afaka bac t@ 2000.
nisy prof malaza mpanehaka zay tao, Rabritto no anarany.
Recteur-nay: Père Nicolas Pesle, Père Razafintsalama Adolphe(feu)
Prof-nay: Britto(science nat sy anglais), Mme Julia(anglais), Tselonina(histo geo), Rakankana(frs), Raorona(phys), Rabotity(maths), Ravoanjobory(IR) ...

sy afara koa tohizana
9. lanto ( 01/09/2005 15:23)
oadray nahazo anaram-bositra aby izy izany !!!
10. fijo ( 01/09/2005 19:33)
lanto koa aza izao mbola ahazo ko
11. Tirah ( 10/10/2005 22:31)
Akory Aby, izaho tsa mpianatra fa prefet 1er cycle tao tamin'ny 2002-2004, nahafinaritsa be ny fankalazana ny faha 50 taona, ary ireo mpampianatra nahazo anaram-bositra ireo dia mbola tao daholo afa ts'i Mme julie, efa nosoloina an'i Mss goretti moa izy, aho aloha dia tsa haiko izay mbô solonanarako tao fa mba omeo raha fantatrareo e, izaho manohy fandalinana formation aty ivelany izao.
Dia veloma aby!
Vita soa ny aligna!
raha mba fantatrareo ny site ny maintimola sfx dia mbô atorohy aho azafady ry reto an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6062