Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Tirah, milahatra araka ny daty
Tirah ( 12/04/2010 19:08)
Lohateny : rano mande!
Inona kay no mahatonga izao: - Tokony ho tonga ny règle, efa 28j nefa tsy misy ra fa rano be fotsiny no mivoaka - mety bevohoka ve le olona! - marary ny nono sady mangidihidy -Inona no tkony ha... tohiny
Tirah ( 16/03/2010 09:28)
Ahoana hoe ity "Règle" ity e!
Mba mangataka fanazavana re fa tena tsy maharaka e! Règle 28j ny an'ilay vehivavy iray, ny fanontaniany dia hoe: 1) Mahazo manao firaisana ve hono rehefa tampitra ny ra, zany hoe 4 na 5 andro aorian... tohiny
Tirah ( 10/11/2009 19:15)
Manandafy praiministra lefitra!
Manandafy Rakotonirina hoe no atolotry ny fironana Ravalomanana ho praiministra! dia mety tsara kokoa raha Ra Charles lay nisambotra azy iny no atolotra ho minisitry ny fiarovana !hihihihihiih Mana... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2009 21:54
Tirah ( 09/11/2009 19:17)
Fangatahana!
Azafady indrindra oh, raha misy manana ny site ny tv any madagasikara reny, ( Tv plus na tv mada, sns )dia mba omeo kely aho fa te hanaraka misimisy kokoa ny zava misy any. Misaotra mialoha antsika oh... tohiny
novalian'i Tirah ny 09/11/2009 21:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077