Ahoana hoe ity "Règle" ity e!

1. Tirah ( 16/03/2010 09:28)
Mba mangataka fanazavana re fa tena tsy maharaka e!
Règle 28j ny an'ilay vehivavy iray, ny fanontaniany dia hoe: 1) Mahazo manao firaisana ve hono rehefa tampitra ny ra, zany hoe 4 na 5 andro aorian'ny fanombohan'ny règle? "firy andro aorian'ny fanombohan'ny règle hoe no tena atahorana hahabevohoka"? 3) Raha efa any amin'ny 18 na 20 j aorian'ny règle any ve tena mbola atahorana hahabevohoka?
Misaotra mialoha!
2. dhinah ( 16/03/2010 10:53)
miaraaba anareo
ny fanisana ny datin'andro am règle d zao :
vao manomboka mis rà iny n siliponao an d amn iny n manomboka manisa enao(manomboka ny isa 1) eo am faha 10 andronao ka atramin'ny faha 19 andronao no ts maazo manao firaisana ara-nofo ianao,fa ny hoe 28 andro no fiverenan'ny règle indray d io sam manana ny azy,ny ahy izao n1n1 miova
3. Djhamhal ( 16/03/2010 14:15)
misy karazany maromaro ny règle : ao ny règle T , ekera; rapôrtera .... ; hi hi hi !!vazivazy ihany iny ! fa io an'i dhinah io lesy arahina â! marina io !
1) Mahazo manao firaisana ve hono rehefa tampitra ny ra

eny tompoko ! mazotoa homana ,dia aza manao voky lôtra ! :lol: :-D :-D
4. Mirananirina ( 16/03/2010 15:40)
Manaova fanabeazana aizana dia tsy miady loha amin'izany.Misy mamitaka koa manko ireo aminy tsy fitovizany regla.
5. vale ( 19/03/2010 13:09)
vao saika hiteny koa za, sady tsy lafo akory na aiza na aiza, no efa maro isafidianana!
6. xxx ( 19/03/2010 13:24)
zah aloha hatramin´ny naha-tovovavy ahy ka hatramin´izao efa manambady izao mbola tsy hoe bevoka nohon´ny tsy fitandremana 1 ny zanako 7 ans ny règle-ko 29 jours indraindray tonga hatramin´ny 32 jours. zah manana agenda de marihiko eo foana ny nanomboany sy ny fiafarany . ny ahy 4 à 5 jour ny règle de manao firaisana izah hatramin´ny faha 8 jour de mitsahatra hatramin´ny faha 18 jour hatramin´izao aloha mbola tsy bevoka aho teny anelanelan´ireny fotoana ireny ilay fanabeazanaizana tsy mbola nataoko satria mampiova ny toe-batana hono ka tsy sahy aho. Fa samy manana ny azy io fa izay ny ahy
Misaotra anao
7. peta83 ( 24/03/2010 12:51)
ilay fanabeazanaizana tsy mbola nataoko satria mampiova ny toe-batana

marina neny xxx, za ko d ts mba te hirotsaka am'zany fanabeazana aizana zany.betsaka mantsy no efa itako fa simban'reny!fa d mila miresaka fotsiny ny lah sy ny vav am resaka firaisana, oe aona no marimaritra iraisana.Raha ny regleko njay d tena irregulier mitsy satri njai2 28, 30, 32 tonga hatram 34 ary!
8. 3188 ( 24/03/2010 13:17)
hoy i djhamhal eny tompoko ! mazotoa homana ,dia aza manao voky lôtra ! ka tsy maitsy voky tsinona rehefa mihinana kou :( :( :(
9. petanina ( 06/05/2010 08:38)
bjr daolo ary hono oa ry reto raha 9 j no nisy firaisana dia aona mety ho tratra v sa aona ny ahy alou ny regle dia eo @ 26-25-28j eo ho eo mba valio fa dia miasa loha misaotra mialou
10. soanja ( 08/05/2010 02:42)
peta83:

ilay fanabeazanaizana tsy mbola nataoko satria mampiova ny toe-batana

marina neny xxx, za ko d ts mba te hirotsaka am'zany fanabeazana aizana zany.betsaka mantsy no efa itako fa simban'reny!fa d mila miresaka fotsiny ny lah sy ny vav am resaka firaisana, oe aona no marimaritra iraisana.Raha ny regleko njay d tena irregulier mitsy satri njai2 28, 30, 32 tonga hatram 34 ary!


Ny kapaoty koa ve manimba? Mampiasa kapoty raha tsy te ho bevohoka sy ho voan'ny aretina. Raha tsy hoe angaha anaty fanambadiana dia tsy manahy na nisy tsy nety ny fanisana andro, Ny fadimbolana tsy milamin'andro dia tena zavatra faran'izay saropady tokoa fa maha-bevohoka.


11. soanja ( 08/05/2010 02:45)
petanina:

bjr daolo ary hono oa ry reto raha 9 j no nisy firaisana dia aona mety ho tratra v sa aona ny ahy alou ny regle dia eo @ 26-25-28j eo ho eo mba valio fa dia miasa loha misaotra mialou


Mampisalasala izany fotoana izany indrindra raha tsy milamina ny andro ahatongavan'ny fadimbolana. Io hoy aho rehefa tsy hahatandrina ihany dia kapoty ihany no tsara indrindra ho an'ny rehetra sady miaro anao amin'ny aretina rahateo raha sanatria ka sanatria misy izany.


12. xxx ( 10/05/2010 15:48)
na irregulier aza ny regle dia kotio foana le oe marge 5 jours avant sy 5 jours apres-ny 14eme jour....
13. petanina ( 11/05/2010 11:20)
bjr daolo, dia aona zany 9 eme jour inona no atao ry reto isorohina soa dia tsy miverina oatra misaotra mamaly
14. Djhamhal ( 11/05/2010 12:24)
bjr daolo, dia aona zany 9 eme jour inona no atao ry reto isorohina soa dia tsy miverina oatra misaotra mamaly

fa ilay rs ve klou efa vita é! sa vao ho atao ? raha efa vita ilay izy dia miandrasa aloha ny regle ho avy ! sady aza mitaintaina be loatra fa manjary vao maika koa manampy betsaka ny trouble hormone nao izany !fa mbola tsy tena ao anatin'ny zone mampatahotra aloha ilay izy é!izay no hanomezako courage anao !!farany !! tandremo ny mihinankinam-panafody aloha raha tsy azonao antoka tsara ny toe-batanao !mahereza é!
15. soanja ( 11/05/2010 14:49)
petanina:

bjr daolo, dia aona zany 9 eme jour inona no atao ry reto isorohina soa dia tsy miverina oatra misaotra mamaly


Dia miandry izany hoe bevohoka sa tsia. Araky ny voalaza aza mihinakinam-poana zavatra tsy hay sao manimba. Mahereza.


16. petanina ( 12/05/2010 07:21)
bjr daolo misaotra betsaka anareo mamaly dia miandry zany mazoutou daolo
17. hasi4 ( 14/05/2010 13:21)
manaova fona na misy ra aza ao e!
18. swann ( 28/06/2010 12:34)

manaova fona na misy ra aza ao e!


19. dauphintiavina ( 17/08/2016 13:43)

dhinah:

miaraaba anareo
ny fanisana ny datin'andro am règle d zao :
vao manomboka mis rà iny n siliponao an d amn iny n manomboka manisa enao(manomboka ny isa 1) eo am faha 10 andronao ka atramin'ny faha 19 andronao no ts maazo manao firaisana ara-nofo ianao,fa ny hoe 28 andro no fiverenan'ny règle indray d io sam manana ny azy,ny ahy izao n1n1 miova
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4632