Lohateny : rano mande!

1. Tirah ( 12/04/2010 19:08)

Inona kay no mahatonga izao:
- Tokony ho tonga ny règle, efa 28j nefa tsy misy ra fa rano be fotsiny no mivoaka
- mety bevohoka ve le olona!
- marary ny nono sady mangidihidy
-Inona no tkony hatao!
misaotra!
2. do68 ( 13/04/2010 04:59)
Raha enjana, somary mararirary dia bevohoka izany. Ny tena tsara dia manao test 2 grosses
3. xxx ( 14/04/2010 12:07)
mandalova mpitsabo no haingana idd, raha nisy RS dia ny test no tsotra idd toy izay miady saina fotsiny eo, kôzy an' zany aa!
4. neo83 ( 16/04/2010 10:29)
mandalova oe mpitsabo ry sé mantsy anle olona sao d anaonao foana ao izy
5. soanja ( 08/05/2010 02:50)
Tirah:


Inona kay no mahatonga izao:
- Tokony ho tonga ny règle, efa 28j nefa tsy misy ra fa rano be fotsiny no mivoaka
- mety bevohoka ve le olona!
- marary ny nono sady mangidihidy
-Inona no tkony hatao!
misaotra!


Rehefa mampisalasala anao ny vatanao dia ny mamonjy toeram-pitsaboana ihany no fanafody tsara indrindra. Ny any mahalala ny mahazo anao.
Rehefa hanao firaisana ny vehivavy iray, raha mahatahotra ny ho bevohoka ohatra dia tsara indrindra ny manantona toerana toy ny Fianakaviana Sambatra sns sns fa ireny afaka manome hevitra tsara ny mety aminao sy mifanaraka amin'ny finoanao.

Mahereza mijery dokotera na dia tsy marary aza ho fitaizam-batana sy saina.


6. ravolondat ( 14/05/2010 12:35)
Ny tena tsara @ zany aky, tsara mba misolosolo bandy, ndry fa ts compatible @dry le bandy miaraka @ dry zao,fa manatona iany alo pitsabo e :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1401