nivadika bibilava ny filahiany

1. Mandamina ( 19/05/2005 07:43)
mba misy afaka manazava ve amintsika ny tena fandehan'io zavatra ray io, tô tsy mampino nefa tena nisy...
de aza mba voany ihany mo zany ko
novalian'i lilbon ny 20/07/2005 10:37
2. hery ( 19/05/2005 08:01)
Jereo ao amin'ny lohahevitra tetsy sy teroa fa efa nisy resaka ao io.
3. rurik ( 19/05/2005 08:46)
ok tena hijery aho fa izaho aloha hoatran'ny tsy mahatoky koa e .dia tena marina ve izany :?::?::?::?::?:
4. Kintanakely ( 19/05/2005 09:38)
Tsotra kely io ry zareo a! Any am toerana nisy ahy taloha no misy io zavatra io. Ody gasy izy io ampiasaina mba hiarovana ny vady am olona hafa. Ka raha misy olona hafa manao firaisana am lay vehivavy dia mivadika bibilava ny fananany afaka fotoana fohy avy eo. Azo tsaboina io raha tian'ilay nanao azy. Azy mitady fanazavana scientifique am zavatra toy itony fa zavatra magique io. Zay manko no tsy mampino ny maro am zavatra toy itony. Ekeo fotsiny fa toy ny fisian'ny tontolo ara-materialy ny fisian'ny tontolo majika. Ary aoka tsy hiteny hoe tsy marina izany eo anatrehan'ny mahay azy fa tsy mety, sao isika indray no ampiharany ny fahaizany eo.
5. tsiferana3a ( 19/05/2005 11:38)
tokony ho hotoriana le mpametraka le fandrika satria ny fametrahana an'ireny de rtokony mahazo alalana @ le ametrahana aloha sy eo anatrehany fitsarana ( fitsarana gasy moa mbola lavitra an'izany) @ izay mapitandrina rasipa fa misy fandrika ao ka raha be zizo razoky de azy ny azy.
Itony mantsy namany famonoana olona ihany ary tafiditra tsara ao anatiny zo olombelona ny resaka sahala @ izao

le fandrika ataon zala zao ko a ge tokony ataony marika depôze na akany brevet fa mety mahasoa tsara @ fiadiana ny SIDA e sady tena sôsy be io raha tonga aty @ zamerika
Atoroy ahy refa tsy anao nareo fa hoy ravalo oe refa tsy anareo ataony hafa io ka de mba mihetsiketsika
6. lilbon ( 20/07/2005 10:37)
hehehe!NIVOAKA GAZETTY MINTSS IO AN§
TANDREMO!ATTENTION!WARNING!ACHTUNG!
Izao fotsiny samy rarn'ny lalana na ny mangala-badin'oll na ny mamono oll !f'aza tratrany fa gaigy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0824