Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Maretikely, milahatra araka ny daty
Maretikely
(
19/05/2005 15:52)
Gasy Belgique
Mba ahoana avy ny fety sy ny sisa @ ity 26 juin efa akaiky ity e?Tsy dia andrenesam-baovao loatra fa mangingina isika eto Belgique, ahoana raha mba asiana fihaonana?...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/06/2005 21:59
maretikely
(
07/08/2004 13:24)
Mpanao volo mahay
Ary ato tsy mba misy resaka fikarakarana vatana sy tarehy an!
Aiza sy aiza avy ianareo izao no mba manao volo?Iza no mahalala mpanao volo mahay?...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 30/08/2004 21:30
maretikely
(
23/07/2004 17:33)
Volamena
Manahoana daholo ianareo namana!
Misy mba mahalala ve hoe ahoana avy ny atao raha hitondra volamena hivoaka avy eo Paris.Eo @ 100gr eo ho eo ilay izy dia mbola tsy voatefy fa poti-bolamena sy tapak...
tohiny
novalian'i ramaso ny 12/11/2004 20:38
maretikely
(
01/04/2004 16:41)
Ratsy tarehy
Mahagaga fa rehefa ratsy tarehy sy tsy manambola dia ohatry ny voavaka foana eto @ ity tany ity,ny hevitranareo....
tohiny
novalian'i sobika ny 24/07/2004 08:39
maretikely
(
30/03/2004 15:20)
Mba atoroy hoe!
Manao ahoana daholo aloha e!
Tsy izany ry reto fa izaho izany te-hody nefa tsy haiko hoe ahoana avy ny fanaonareo rehefa mody miala ao Paris,passeport dia rehefa hiverina ao Paris ve dia mila maka vi...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2004 23:38
