Ratsy tarehy

1. maretikely ( 01/04/2004 16:41)
Mahagaga fa rehefa ratsy tarehy sy tsy manambola dia ohatry ny voavaka foana eto @ ity tany ity,ny hevitranareo.
novalian'i sobika ny 24/07/2004 08:39
2. donemaskit ( 01/04/2004 19:33)
tena zava-misy tokoa io, mampalahelo. Na dia vendrana tahaka ny inona nefa, dia manana atout foana raha mbo misimisy jerena, indrindra raha manamanana.
3. fijo ( 01/04/2004 22:20)
le tarehy angamba kosa tsy dia marina raha manana fahaizana sy vola ny tena ka.jereo,magloire(m6) ramambazafy armand,goldgerb(mpanao sary mihetsika)maro e.
4. ikaretsaka ( 02/04/2004 02:19)
i trump koa ka.. bill gates
5. ravatorano ( 02/04/2004 08:20)
ny tarehy laozan ny fananana
S na sosy zany e ! raha misy ny S tjrs misy mpijery foana ianao marietikely ah !
fa na njama be azany enao zao nefa tsisy S de mety sarotra ihany vao hisy mpikoty ! asa nefa fa toa izany indray zao no malaza...
6. ramoul ( 02/04/2004 11:51)
jamban'ny vola ve ny mason'ny sasany de tsy hitany tsony ny tarehy tsara sy ny bôgôsy?
iaraha mahalala fa ny vola natao ho fitady fa na dia zany aza,aza mba hatakalo vola ny fiarahamonina sy ny fitiavana indrindra indrindra ianareo vehivavy.
7. maretikely ( 02/04/2004 14:40)
Eny ho'a fa raha vao ratsy tarehy sady tsy misy vola na vehivavy na lehilahy dia manao tsinontsinona daholo,ny vehivavy mihatakataka,ny lehilahy moa zara raha miarahaba izy dia ny lalany no tohiziny(tsy anomezan-tsiny azy izany),na hitady asa dia izay tsaratsara tarehy no manam-bintana kokoa,henjana ihany ity fiainana ity kah!marina e!
8. ralipo ( 02/04/2004 23:39)
Io le identité culturelle e! hoy ny ntaolo "ny vody sobika ary manana ny tandrifiny" kanefa ny lamaody ny lasa aloha araka ny hevitr'ilay namana hoe ze mahasarika ny olona no vidina, de zay very ilay soa toavina malagasy satria ny malagasy oln'ny fo sy ny fiaraha-monina raha ny lova-tsofina no jerena, nefa rehefa mijery forum ianao dia "Matérialiste" ny 90%. Otsanhoe masika be ny tenanay f'azafady. zay ny fahitanay azy knou!!
9. ikaretsaka ( 03/04/2004 17:55)
k atsy ny forum mihitsy aneo no fanaovana analyse ry lipo e
10. ravatorano ( 05/04/2004 08:17)
ny malagasy amizao fotoana ralipo tena teren ny fiainana no mahatonga anazy materialista ah!
Aza hadino fa misy fitenenana hoe vy vady jerijery , natao ravaky ny tokatrano izy ka dia diniho amizay fa tsy ho vody sobika no atao eo ampoan ny trano kosa e :D
11. hendry ( 05/04/2004 11:14)
Marina io lazain´i Marety io. @ sehatra rehetra no ahitana an´io. Raha vhv tsy manana hatsaran-tarehy dia tsy dia manana chance loatra. Raha lhl tsisy saosy dia toa sahirankirana ihany. Zany hoe ny @ vhv ny tarehy no te tena takiana ary ny @ lhl ny vola.
12. fijo ( 05/04/2004 23:48)
ny fahaizana aloha no mahatakona izany rehetra izany e.rehefa mahay ianao dia misy mpitady foana.
13. ralipo ( 06/04/2004 04:38)
kartsk> Tsy analyse io fa "constat" ary ny fototra niaingana dia ny Mlg dia olon'ny fo fa tsy midika akory zany hoe tsy tokony ho "Materialista" ny gasy satria zava-misy io ary tsy nisy nilaza koa hoe "Ratsy" izany satria io voalazan-Ravato io no antony mahatonga izany.
Ravato> Ty ianao ko ty no lalina!!!
14. peluche ( 06/04/2004 09:24)
marina fa avantage ny fanana tarehy tsara,fa ndraindray koa desavantage,arakarakiny fahaizanao miexploité an'azy ihany io.
15. kitjo ( 07/04/2004 16:19)
marina ny an peluche sy fijo
fa refa le tsara tarehy d lasa mirongatra maditra be sy manimba tena reny aloha tsy lasa
misy ndray le manam-pahaizana b lotra d manambany olona na mametsy sns....lasa autoritaire koa raha tsy mahay mandanjalanja
16. ralipo ( 07/04/2004 17:28)
fa raha afaka mifidy aloha aleo mifidy ny tsara e!
17. fijo ( 08/04/2004 22:02)
tsy azo lavina io ralipo an.hifidy ihany kosa ve
18. kitjo ( 09/04/2004 14:36)
ko zany oe mifidy ko
d ny tsara 2lafiny rht ra mbola misy safidy koa fa aza mijanona @tarehy iany, samy hifidy ko
19. ikaretsaka ( 09/04/2004 22:26)
zay manko
20. ralipo ( 10/04/2004 04:47)
Mfidy : Loha - vatana - rantsam-batana ary fanahy tsara zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1135