Ratsy tarehy

21. kitjo ( 12/04/2004 17:42)
tena aleo fanahy sy fo kalou k
loha sy vatana zany mety iray segondra d bye bye raha sendran tsy mety ko
Izay tiana mitombo tarehy.
Fa refa manana ny tsara toetra enao no tsara tarehy,bika moa??hhmmm
22. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:15)
hmmmm aoka fotsiny
23. fijo ( 13/04/2004 23:43)
miala izany izay be kibo
24. beko ( 15/04/2004 22:00)
fa marietikely angaha ratsy tarehy e ?
25. ikaretsaka ( 15/04/2004 22:31)
zany hono e
26. fijo ( 15/04/2004 23:40)
asa ko
27. nananie ( 19/04/2004 13:17)
Tsy marina zany io aki ry Marietikely a! Tsy ny tarehy na ny vola anie no zava-dehibe, fa ny toetranao sy ny fahaizanao. Jereo fa vao manana an'io ianao dia tian'ny olona, ary maro avy eo ny mpanenjika.
Maro koa anie ny sipa manja sy mpanana fa vendrana e! Atao inona koa zany?
28. maretikely ( 19/04/2004 18:28)
beko>ratsy tarehy aho mihoatra @ tsara tarehy noho izaho e!

Nananie>Marina io lazaiko io,rehefa sady ratsy no tsy dia aleham-pananana dia tsy misy mpanao combien hoy ny fitenenana,na nahita fianarana aza,mitady asa dia efa jeren'ny olona aloha dia raha misy mitovitovy fahaizana @ tena nefa tsaratsara kokoa dia aleondry zareo maka an'ilay tsara e!Ka iny ary no hitany isan'andro eo,ananan'ny olona haja kokoa ny tsara tarehy,asa rhefa mananika ny 45taona any angamba vao mba hisy fiovàna fa toa mitovitovy endrika daholo manko rehefa zokinjokiny.
29. maretikely ( 19/04/2004 18:29)
beko>ratsy tarehy aho mihoatra @ tsara tarehy noho izaho e!

Nananie>Marina io lazaiko io,rehefa sady ratsy no tsy dia aleham-pananana dia tsy misy mpanao combien hoy ny fitenenana,na nahita fianarana aza,mitady asa dia efa jeren'ny olona aloha dia raha misy mitovitovy fahaizana @ tena nefa tsaratsara kokoa dia aleondry zareo maka an'ilay tsara e!Ka iny ary no hitany isan'andro eo,ananan'ny olona haja kokoa ny tsara tarehy,asa rhefa mananika ny 45taona any angamba vao mba hisy fiovàna fa toa mitovitovy endrika daholo manko rehefa zokinjokiny.
30. fijo ( 19/04/2004 23:11)
tsy dia mitombona io fijery io,fa ny manampahaizana misy mitady foana
31. ari.malala ( 20/04/2004 14:05)
Manaiky 100% an'io tenin'i maretikely io mihintsy aho! na resaka asa io na resaka fitiavana dia mitombina tsara mihintsy. nefa anie ny endrika sy ny bika raha sanatria ka misy accident dia mety simba ê! asa alo ê!...
32. kally ( 20/04/2004 15:54)
Ie! Fa sôsy daholo aloha izany Ramaso a!ny an'i Marety manko ny olana raha sady tsy misy vola no ratsy tarehy,mh!sarotsarotra ihany.Misy anefa ny tafita a!
33. booboo ( 18/06/2004 22:04)
aza atositosika ny ondry botry ouz ny ntaolo fa tsy fantatra izay hanao kambana ! marina io !!!
34. sobika ( 24/07/2004 08:39)
zany an!za le sobika mbola tsy tena vodisobika aloha fa de sobika we tsy mety mahazo sallon fa tsy manin satria ze tandrify ahy ihany no mety amiko!zany we tsy midongy ny randrana tsy manendrika koa! fa tsy de tena mitombona le we refa ratsy tarehy ka na manampahaizana aza de tsy lany match lany fôna ka! tadiavina mintsy aza(marina mintsy io ambony io we misy mitady fôna refa mahay) mba mety fotsiny we avantage le manjamanja fa tsy de tena zay! satria nge refa mba mahavoa koa ny tena de arahin ny jilahimboto eh,lasa haingondalana de tsy mahavita n\'inin fa miaro tena fôna raha tsy zay ndray de lasa kilalaon ny mpanambola.pouahhhh aleo ihany toa anay ka tsy de manampahasahiranana arampiarahamon lôtra fa tsy de be mpanao combien de afaka manao zavatra maro! en polisy refa misy mitady de mora hita satria we aiza le sipa mampime be mahay zavatra iny no mipetraka de tonga de misy manodnro tsy ampisalasalana we etsy ehhhhh!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1288