Mba atoroy hoe!

1. maretikely ( 30/03/2004 15:20)
Manao ahoana daholo aloha e!
Tsy izany ry reto fa izaho izany te-hody nefa tsy haiko hoe ahoana avy ny fanaonareo rehefa mody miala ao Paris,passeport dia rehefa hiverina ao Paris ve dia mila maka visa indray sa ahoana?Marihiko fa izaho dia manambady aty,vahiny ny vadiko .Ny mampisalasala ahy koa dia efa dépassé kely 2 mois ny visa-ko vao ara-dalàna ny taratasiko taty. Ka misy afaka manoro hevitra ve sao sanatria any ka tsy miverina intsony nefa ny zavatra atao aty ivelany koa mbola betsaka.Misaotra e!
novalian'i fijo ny 20/04/2004 23:38
2. xxx ( 31/03/2004 14:59)
rehefa ara dalana ny taratasinao amin'izao fotoana izao dia tsy mila maka visa itsony ianao raha hiverina indray mandra pahatapi tr'izay titre de sejour anananao
3. maretikely ( 31/03/2004 15:12)
Misaotra betsaka an'i xxxx!ka hono ho'a ,ilay passeport misy an'ilay visa lany daty taloha iny izany tsy mampaninona azy?
4. xxx ( 01/04/2004 06:25)
refa ara-dalana ny taratasy ipetrahanao eto amin'izao dia tsy maninona na mivezivezy aruy ianao
5. ralay ( 02/04/2004 04:17)
maretikelySalut
Marina daholo ireo voalazan'i xxx ireo fa rehefa ara-dalàna ny sejour-nao aty ivelany dia afaka mivezivezy ianao . Ny visa lany date izany tsy misy dikany intsony fa aza matahotra ,fa tandremo koa anefa ny passeport sao lany daty fa ilan-dry zareo vaniny ianao surtout ny any dago rehefa hiverina.
Dia tongava soa ary e
6. ralay ( 02/04/2004 04:18)
maretikelySalut
Marina daholo ireo voalazan'i xxx ireo fa rehefa ara-dalàna ny sejour-nao aty ivelany dia afaka mivezivezy ianao . Ny visa lany date izany tsy misy dikany intsony fa aza matahotra ,fa tandremo koa anefa ny passeport sao lany daty fa ilan-dry zareo vaniny ianao surtout ny any dago rehefa hiverina.
Dia tongava soa ary e
7. maretikely ( 02/04/2004 14:36)
Misaotra betsaka Ralay a!Soa ihany fa misy anareo namana eto,mahafinaritra ny fifandraisana e!misaotra betsaka anareo rehetra.
8. fijo ( 14/04/2004 22:53)
ny zavatra tandremana koa raha mbola tsy manana taratasy vazaha ianao dia aza mihoatra ny 6 mois any fa maty ilay taratasy.
9. maminou ( 20/04/2004 14:10)
marina ny teneniny Fijo, fa je pense hoe 8 mois plutôt que 6, hors territoire francais dia very ny ttsy!
10. ralay ( 20/04/2004 18:24)
Marina io voalazan'ny fijo io fa 6mois no izy
11. fijo ( 20/04/2004 23:38)
6 mois satria efa nahita io cas io aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.162