Mpanao volo mahay
1. maretikely
(
07/08/2004 13:24)
Ary ato tsy mba misy resaka fikarakarana vatana sy tarehy an!
Aiza sy aiza avy ianareo izao no mba manao volo?Iza no mahalala mpanao volo mahay?
Aiza sy aiza avy ianareo izao no mba manao volo?Iza no mahalala mpanao volo mahay?
novalian'i chipie1 ny 30/08/2004 21:30
2. sipagasy
(
07/08/2004 16:36)
NY ahy aloha dia i shampoo no mahay ny voloko é! in 1 isam-bolana aho no mankany fa andavanandro dia izaho ihany é!
3. nyna
(
09/08/2004 12:54)
za ndray dia mampionon-tena satria tsy tiko rehefa tsy tsara sintona ny voloko rehefa mandeha coiffure! nefa en France ankavitsina no mahay misintona ny volon'ny Africaine!
donc za ihany no manao ny voloko isan-kerin'andro! sady manapaka ny ahy aho no manao ny an'ny namako rehetra koa!! (çà m'amuse na dia tsy mbola pro aza)
donc za ihany no manao ny voloko isan-kerin'andro! sady manapaka ny ahy aho no manao ny an'ny namako rehetra koa!! (çà m'amuse na dia tsy mbola pro aza)
5. pitchou
(
15/08/2004 14:13)
arakaraka ny volonao sy ny zavatra tsy tantinao! oh hoe ao @ arc-en-ciel antsahavola mahay saingy populaire b (misy tsy tia an'izany); ery faravohitra misy sarim-bavy zay mahay tsara kou (misy tsy tia an'ireny), ary @ karena route circulaire kou na ao @ aria beauté ampasamadinika ...
6. mimich
(
15/08/2004 15:07)
maretikely / ka lhl anie aky ny ankamaroan'ny mpandrindra eto e! , tsy dia tao an-tsaina loatra iny :lol: :lol: afaka manokatra lhhvtr toy izao ny vhvh ho an'zay liana. Izaho manokana aloha dia tsy mahalala e! izaho koa izao anisan'ilay mpanontany,
8. fijo
(
17/08/2004 21:47)
za aloha tsy misy volo ka tsy olako izany e.ih,ih,ih aleoko misintona masikita.
9. chipie1
(
24/08/2004 07:56)
maretikely> ao Antanimena eo akaikiny ny le bus eo misy hoe" Danie" zay .Zay no mpanao volo mbola itako fa tena mahay raha mbola ao Antananarivo ao sady manao epilation sy manicure kou ry zareo, somary lafo fa tena afapo mintsy.
nyna> ao kremlin ao ndray raha mitady mpanao volo mahay eto France (Paris) ianao "coiffure shania" zay no anarany
nyna> ao kremlin ao ndray raha mitady mpanao volo mahay eto France (Paris) ianao "coiffure shania" zay no anarany
17. fijo
(
30/08/2004 21:12)
aza mandany vola any ry sipa an.30 euros ny manao volo.efa mahazo inona izany?nareo wa tena tssssss,mandanindany vola fotsiny.kalangita sy bango saritaka ihany no tsara e.amin'izay tena zato isan jato. (l)
18. chipie1
(
30/08/2004 21:30)
fijo> ka aona no nahalalanao oe 30euros ianao kou zany mpanao volo. :wink:
